πππππ ππππ: ππ’ππ«π-π¦π’ππ§πππ§π π‘π¨ ππ§βπ§π² π¬ππ€πππ¨ ππ³π¨ ππ§ππ¨π€π π¬π² ππ’ππ’π§ππ§π π¬ππ₯ππ¦π π‘π¨ ππ§βπ§π² π«ππ‘πππ«π.
πππππ ππππ: ππ’ππ«π-π¦π’ππ§πππ§π π‘π¨ ππ§βπ§π² π¬ππ€πππ¨ ππ³π¨ ππ§ππ¨π€π π¬π² ππ’ππ’π§ππ§π π¬ππ₯ππ¦π π‘π¨ ππ§βπ§π² π«ππ‘πππ«π. 04 jiona 2026_Havoria Anosy, Fanokafana ny fankalazana nyβAndro iraisam-pirenenβny fiantohana ara-pahasalamana ny sakafo β sy ny βFankalazana ny faha 20 taonanβny CNCA- Komity Nasionaly misahana ny Codex Alimentariusβ. π― Vina napetraky ny Minisiteranβny Fambolena sy ny Fahaleovantena ara-tsakafo araka ny torimarikinβny Filohanβny Fanavaozana ny Repoblika ny ahafahanβny olom-pirenena tsirairay misitraka sakafo ara-pahasalamana sy mahavelona. Atao laharam-pahamehana anatinβizany ny fiarovana ny fahasalamanβny mpanjifa aminβny alalΓ nβny fanatsarΓ na ny kalitaonβny vokatra ara-pambolena. β Anisanβny manana andraikitra lehibe aminβizany ny Ministeranβny Fambolena sy ny Fahaleovantena ara-tsakafo aminβny alalanβny Fitaleavana misahana ny Fiarovana ny Voly (DPV) aminβny fiarovana ny voly sy ny fanaraha-maso ny fampiasana akora simika aminβny famokarana. β Ny JISSA moa dia fotoana iray hanentanana ny mpiara-miombonβantoka rehetra avy aminβ ny famokarana ka hatrany aminβ ny fanjifana aminβ ny fanarahana ireo fenitra rehetra ahafahanβ ny Malagasy rehetra misitraka sakafo ara-pahasalamana. πHaharitra telo andro ny fankalazana ny JISSA. βπ ππ¦ππ¨π₯ππ§π π¦π’π«π¨ππ¨π«π¨ππ¨, ππ§ππ¨π€π² π§π² π ππ‘ππ₯ππ¨π―ππ§πππ§π ππ«π-ππ¬ππ€πππ¨β MinistΓ¨re de l'Agriculture et de la SouverainetΓ© Alimentaire #JISSA #DPV

"πππππ-π : πππ§ππ―ππ¨ π§π² πππ¦ππ¨π₯ππ§π ππ§π² πππ¬π’π¦π¨"

MAHAVOKATSE - π π’π―π¨π«π’ππ¦ππ πππ‘πππ¨π₯π¨π§'π§π² ππππ

Inside Africa's Food Forest Mega-Project

Renforcer l'intΓ©gration rΓ©gionale pour favoriser la circulation des intrants agricoles en Afrique

LEMAKY VONDROVEΒ FANANTENANA VAOVAO HO ANβIREO MPAMBOLY

How Ivory Coast cultivates and processes more than 600 million ginger roots

How Toilet Bowls Are Made | Amazing Toilet Bowl Manufacturing Process in Pakistan

Sommet MAHASAKY 6 mai 2026

South African Farming on Another Level β 55 Million Tons Harvested on Water Scarce Land

42α΅ JNA : le Plateau lance sa campagne de reboisement avec 10 000 plants mis en terre Γ KΓ©tou

SΓΌdafrikaβ―β SΓΌdkoreaβ―Highlights | Gruppeβ―A, FIFA WM 2026 |β―sportstudio

Senegal, the African peanut giant

30 Real Life Superheroes | Random Acts of Kindness That Will Make You Cry #8

IRAN YAVUZE KO AMERIKA YATSINZWE INTAMBARA/ AMERIKA IRAVUGA KO IGIFITE INGINGO KU MEZA ZIREBA IRAN

GREEN VENICE: an investigation into the draining of one of France's largest marshes
![Peanuts: Senegal's gold [Made in Africa report from November 13, 2025]](https://i.ytimg.com/vi/ytR629lbN7M/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLB7qH5l8YF9-4itQcTMhTzZ7HGBvQ)
Peanuts: Senegal's gold [Made in Africa report from November 13, 2025]

MINAE β PROGRES : Tanora mpandraharaha ara-pamokarana no vahaolana.

MRADI WA SOYA KUWAINUA WAKULIMA 12,500 TUNDURU KIUCHUMI.

π ππ§π¨π₯π¨π«ππ§π ππ’πππ¨π―ππ§π π‘π¨ ππ§'π§π² π π’πππ₯πππ―ππ§π π¦π’π¬ππ‘ππ§π π§π² ππ’ππ«π¨π―ππ§π π§π² π―π¨π₯π².

