Vavaka (Poopy) - Pepe Shine - Antsam-piderana ho an'ny firenena
Sabotsy 6 Marsa 2021 Andro iray nanamarika ny tantaran'i Madagasikara satria niray fo ny Malagasy, hatrany amin'ny Andriamatoa Filoham-pirenena mivady, hivavaka ho an'ny taniny. Araka ny voasoratra ao amin'ny 2 Tantara 7:14 hoe "Raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny." Fotoana hitodihan'i Madagasikara amin'i Jesosy izao ary hisandratany ! Andaho hiara-hivavaka mba hahatongavan'izany faingana ! Raha te hijery ilay fotoana complet ianao dia ato amin'ito • Antsam-piderana ho an'ny Firenena - Madaga...

▶︎
Fanahy Masina - Pepe Shine - clip officiel

▶︎
FAHATSARANAO

▶︎
It's Not Fair, It's Faith w/ Kristene DiMarco

▶︎
Antsam-piderana ho an'ny firenena - Pepe Shine feat Will Rise

▶︎
Joseph d'Af - Fanotronany (Tononkira)

▶︎
🎼🎧🙏 MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS

▶︎
Bodo & Poopy - Medley

▶︎
Nandresy Ianao - Victor's Crown (Darlene Zschech) - Pepe Shine - Antsam-piderana ho an'ny firenena

▶︎
HATSARAN'NY TOMPO | GOODNESS OF GOD | BODOKELY

▶︎
ANAOVY ZAVA-BAOVAO | Manaova zava-baovao | Rija RASOLONDRAIBE

▶︎
Vavaka - Poopy covered by Joanah ❤

▶︎
ENTO | Bodo | Cevam Church

▶︎
Mahatoky loatra - Pepe Shine - Clip officiel

▶︎
Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)

▶︎
🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)

▶︎
Antsan'i Kristy - tohano mafy

▶︎
Ho Azy Ny Voninahitra // Pepe Shine feat. Vero Ranaivoson - A ELE A GLÓRIA GABRIELA ROCHA

▶︎
MIDINA IANAO FANAHY

▶︎
Dayvide - Afon'ny Fanahy

▶︎
