Mahatoky loatra - Pepe Shine - Clip officiel

Pepe Shine Clip officiel "MAHATOKY LOATRA" Original song By Moses BLISS MAHATOKY LOATRA Ianao no Ilay omaly anio ary mandrakizay Izay lazainao dia izay ataonao Tsy mba mandao, tsy miova Fa Mahatoky hatramin’ny farany Andriamanitra, Mitsaoka Anao (x2) Mahatoky loatra Ianao tsy handao ahy Mahatoky loatra tsy handiso fanantenana Noporofoinao izany tamin’ny fiainako Ka tsapako ankehitriny Mahatoky loatra Ianao tsy handao ahy (x2) Ianao no Ilay omaly anio ary mandrakizay Izay lazainao dia izay ataonao Tsy mba mandao, tsy miova Fa Mahatoky hatramin’ny farany Andriamanitra, Mitsaoka Anao (x2) Mahatoky loatra Ianao tsy handao ahy Mahatoky loatra tsy handiso fanantenana Noporofoinao izany tamin’ny fiainako Ka tsapako ankehitriny Mahatoky loatra Ianao tsy handao ahy (x2) Tianao loatra, tsy handao ahy Ianao Tsy hamela ahy amin’ny antsasa-dalana Izay natombokao tsy maintsy vitainao Ka tsapako ankehitriny Tianao loatra tsy handao ahy Ianao Mahatoky loatra Ianao tsy handao ahy Mahatoky loatra tsy handiso fanantenana Noporofoinao izany tamin’ny fiainako Ka tsapako ankehitriny Mahatoky loatra Ianao tsy handao ahy Tianao loatra, tsy handao ahy Ianao Tsy hamela ahy amin’ny antsasa-dalana Izay natombokao tsy maintsy vitainao Ka tsapako ankehitriny Tianao loatra tsy handao ahy Ianao Version originale : Moses Bliss - Too Faithful    • MOSES BLISS - TOO FAITHFUL (LIVE)