APETRAKO EO AMINAO - AM JIZRAHIA (FJKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy)
Apetrako eo Aminao, ny amiko avokoa Foiko ho tantananao tsy ny iray na roa, Eny izay rehetra momba ahy, indro atolotro, Tenako fo sy fanahy oneno. REf: Anilanao Jesoa no ho safidiko, Ka higoka ny maminao iriko, F’Ianao nilaza hoe matokia, F’Izaho tsy andao anao sanatria, Homba sy hanolotra fitsaharana Apetrako eo aminao, ny fiainako, Tsy misy afa tsy Ianao no itarainako, Entiko ho sahaninao ny adin-tsaiko, Nefa izay sitrakao teliko. Ref: ....

▶︎
fefi 2013 raiso JESOSY (Sacha)

▶︎
ANATY AIZINA - AM JIZRAHIA (FjKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy) Parole

▶︎
ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

▶︎
KEROBIMA ANKATSO Aza ilaozanao

▶︎
FFPM : 506 - Tsy misy miadana ka afa-po ; Quel céleste repos ; It is well to my soul ; Estoy bien

▶︎
TONGA INDRAY ~ AM JIZRAHIA

▶︎
AFA - Antsan'ny Fifohazana Analamahitsy - MIVAVAHA - 01

▶︎
Tsy misy hahasaraka ahy (ORIMA SY TOMIMA)

▶︎
ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY'

▶︎
Ny mpitory - live & best of (The Worship Moment / Emmission 24)

▶︎
Ampaherezonao

▶︎
Kerobima Ankatso "RAY O, RAHA SITRAKAO"

▶︎
OLON'AFAKA - TROMPETRA FANANTENANA FLM 67Ha & TANORA MASINA ITAOSY

▶︎
Vokatry ny Fanahy dia IRAY ihany dia FITIAVANA Gal 5

▶︎
Harena sy fananako (AMAF Andravoaohany Fivavahana) A/C : Jordan

▶︎
Ray ô! misaotra e! - FEFI

▶︎
Jesoa no anjara soa

▶︎
Ilay tsy miova ~ AM_JIZRAHIA

▶︎
ANTSO HO ANAO (Hosana Ambohijatovo Fitiavana

▶︎
