fefi 2013 raiso JESOSY (Sacha)
FEFI RAISO JESOSY f'omeko avokoa mba hanompoako anao ny fiainako, tsy asiako fetra, tsy ho faritako, fa aoka ianao no ho mpanapaka ahy. Raha mbola avelanao hitempo ao anatiko ao, lay foko izay nomenao mba hamelombelona ahy dia hitsangana aho ka hiasa izao mba ho anao ka esory amiko ny ahiahy. JESOSY O. Mba hiantako aminao tokoa Jesosy ô! ampionony re ny fahatezerana amiko f'efa fantatrao sy tsy miafina aminao saiky kivy ity mpanomponao. Jesosy ô! Ambarako eto indray ho ren'izao rehetr'izao, ny dina sy ny voady fa ekeko ny ho irakao. Nefa tsy ho tanteraka anie Jeso raha tsy homban'ny Fanahy Masinao. Jesosy ô!

▶︎
fefi 2013 Ray ô misaotra / Sacha (FP hiran'i tian'i Jesosy 2013, tiany daholo ny hira kah)

▶︎
Tata-bitrana - Tantara RADIO DON BOSCO

▶︎
Tsy resy tsy miady | Narindra • Anicet | Hira Fiderana Malagasy

▶︎
NY FANKASITRAHANA DIA VOKATRY NY FANETRE-TENA | BISHOP PATRICK ANDRIANARIVO

▶︎
fefi 2013 hiverina aminao

▶︎
Raiso Jesosy FEFI & NJAKATIANA 19 oct 2018

▶︎
Hira Fiderana Medley | Fiankohofana | Playlist Evangelique

▶︎
ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

▶︎
FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

▶︎
Harena sy fananako (AMAF Andravoaohany Fivavahana) A/C : Jordan

▶︎
CFF"Ray ô! Mamelà ny heloko" 2Tan7:14"hivavaka..hanetry tena..hiala @ ratsy..ho sitrana...ny COVID19

▶︎
ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY'

▶︎
MITOTO VARY DIAVOLANA. Rakitsary R'imbosa XV (15 taona). Production Scoop Digital. 2014.

▶︎
Dihifinto 2-AMPIFITIA

▶︎
NY AINGA VAZO MILAY (COMPILATION VIDEO)

▶︎
Saotra sy dera | Fihirana Zafindraony | Hira Fiderana Malagasy

▶︎
OLON'AFAKA - TROMPETRA FANANTENANA FLM 67Ha & TANORA MASINA ITAOSY

▶︎
Ray ô! misaotra e! - FEFI

▶︎
WINDOW WORSHIP SESSION avec Toky Narindra

▶︎
