IANAO ILAY TSIPIKA FAMONJEN'I JEHOVAH | Ndriana RAZANAMAHERY | Madagascar Christian Television MCTV

Tsy voatery hitovy ny fitondran'Andriamanitra ny olona rehetra fa azo antoka kosa hoe rehefa eo Andriamanitra dia tsy maintsy misy antony ary misy vokany tsara ny fisianao. Araho anio ato anatin'ny 𝗙𝗮𝗻𝗱𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗩𝗔𝗩𝗔𝗞𝗔 𝗵𝗼 𝗔𝗡𝗔𝗢 izay hiarahana amin'ny pasteur 𝗡𝗱𝗿𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗥𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔𝗠𝗔𝗛𝗘𝗥𝗬 ary ny: fampaherezana sy vavaka ary tso-drano manokana hiasan'ny tanan'Andriamanitra eo amin'izay rehetra ataonao. Ianao ilay tsipika famonjen'i Jehovah, rehefa Andriamanitra no mandefa anao dia tsy maintsy tonga amin'ny antom-pisianao ianao. 💯😁 ------------------------------------------------------------------------------------------------------------------- Dans le dernier épisode de "VAVAKA HO ANAO", le pasteur Ndriana RAZANAMAHERY délivre un message percutant sur la puissance et la responsabilité que chaque individu détient en tant qu'instrument de Dieu. Inspiré par 2 Rois 13:16-17, le pasteur enseigne que Dieu utilise chacun comme une flèche de salut, capable d'accomplir ses desseins divins. Ne manquez pas cet épisode captivant où le pasteur explore le rôle crucial de chaque personne dans le plan de Dieu et comment nous pouvons être des instruments de sa volonté. Rejoignez-nous pour découvrir comment vous pouvez être un agent de changement pour la grâce et la libération dans votre vie et celle des autres.