MATIKAMBO | SARY MIAINA KRISTIANA MALAGASY | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (M.C.A)
Sary miaina Kristiana Malagasy Vaovao novokarin’ny MCTV 🎉😊 Tantara mahavariana, mahatonga saina mampianatra ary mananatra ireo Tanora sy ankizy ankehitriny , hiala amin’ny rendranrendra mandalo ary ny Matikambo 😎🤭any amin’ny sehatra misy azy na eny fiaraha-monina na any amin’ny toeram-pianarana , satria maro no potika sy maty tanora ary hiaran-doza noho ny ditra sy ny tsy fankatoavana ny tenin’ny ray aman-dreny. 👀Ny filan-tsitraka sy ny te ho hita ary te ho deraina no tena mahatonga izay. 👉🏽Nefa ny tenin’Andriamanitra ao amin’ny Gal 1:10 dia milaza hoe «Ary ankehitriny, olona va no ilako fitia, sa Andriamanitra? Sa mila sitraka amin'olona aho? Raha mbola mila sitraka amin'olona aho, dia tsy mpanompon'i Kristy.» . Arahinao ao anatin’ity sary miaina ity ny tranga iray izay fanaon’ny tanora ankehitriny ny amin’ny filan-tsitraka sy ny tsy fiononana amin’ny zavatra hanana hany ka nampidi-doza ho an’ny tenany. 👉🏽 Ny tenin’Andriamanitra anefa milaza hoe «Fa raha manan-kanina sy fitafiana isika, dia aoka hianina amin'izany. » 1Tim 6:8 Zarao amin’ireo tanora sy ankizy manodidina anao fa hiaro fiainana olona maro sy hanova fiainana tanora maro ity sary Miaina vaovao ity 😁 Isaorana hatrany ny ekipa ny MCTV rehetra tamin’ny fandrindrana sy fanantotosana ny horonantsary .❤️🤝 Araho ihany koa ireo sary Miaina maro novokarin’ny MCTV ao amin’ny site https://mctv.mg sy ny YouTube #matikambo #sarymiainakristianamalagasy #vaovao #dessinanimé #madagascar #mca

Luto luto si kurdapya ep.4 | gi andaman og spada ni kurdapya si gimo

NENIKO TIAKO | SARY MIAINA KRISTIANA MALAGASY | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (M.C.A)

FILM COMPLET : DAVIDA SY GOLIATA, FINOANA MANDRESY TAHOTRA |SARY MIAINA KRISTIANA MALAGASY | MCTV

❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

Tom & Jerry | Tom & Jerry in Full Screen | Classic Cartoon Compilation | WB Kids

FILM COMPLET: JESOSY KRISTY AVY ANY NAZARETA - NY NAHATERAHAN'NY MPAMONJY | MADAGASCAR CHRISTIAN TV

Rapeto darafify Vazimba

Cute Bon Bon Monkey finds a tree house and gets into mischief | BONBON INDONESIA

Nastya and children's creative ideas

I KOTO BELOHA SY FARA FATSORA ARY FITIAVANA 1 | SARY MIAINA KRISTIANA MALAGASY (M.C.A) | MCTV
![NHỮNG CUỘC PHIÊU LƯU HÀI HƯỚC NHẤT CỦA SHAUN 🐑😂🥳 | Shaun the Sheep [ViệtNam]](https://i.ytimg.com/vi/F0Gjyi4HmNs/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEnCNACELwBSFryq4qpAxkIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAG4AvMY&rs=AOn4CLAX-CtNnQdZTpjBzA5XNzvYMU9ZoQ&usqp=CCY)
NHỮNG CUỘC PHIÊU LƯU HÀI HƯỚC NHẤT CỦA SHAUN 🐑😂🥳 | Shaun the Sheep [ViệtNam]

Chipo part 2 Mwana Arikuda Baba Vake Hondo Amai Nemwana

FESTA DE PIZZA DAS OVELHAS 🐑✨🍕🎉 | Shaun, o Carneiro

KWARTAHAN NGA MANGHOD | Bisaya Vines

Budiriro Tragedy: Shamwari yangu aifamba aripamberi ndokungoti "ahh" achibva anyura musewage

Sarimihetsika Jesosy | Malagasy | Jesus Film

Tom & Jerry | A Bit of Fresh Air! | Classic Cartoon Compilation | @WB Kids

Let's Brush Our Teeth Together | Funny Nursery Rhymes

JUNGLE 2 JUNGLE - Full Hollywood Movie | Tim Allen, Sam | Family Comedy Movie | English Kids Movies

