Ny fanjakan'Andriamanitra sy ny fahamarinany 8 (24/06/2017): Aoka ho fenoina ny Fanahy

Ary aza ho mamon-divay hianareo, fa amin’ izany dia misy fanaranam-po amin’ ny ratsy, fa aoka hofenoina ny Fanahy Efesiana 5:18 Nifarana tamin’ito toriteny ito ny roa volana niresahana ny « Fanjakan’Andriamanitra sy ny Fahamarinany » izay natao tao amin’ny Lycée JJ Rabearivelo Analakely ny volana may sy jona 2017 teo. Isaorana ny Tompo fa Izy no niasa, ka maro no nohafahany ary novonjeny tamin’ny alalan’ny Teny izay nampitondrainy. Nanokatra ny masom-panahin’ny maro ny Fanahy Masina ary nitondra fanahafahana noho ny fahamarinana izay voambara ! Aleloia ! Isaorana antsika rehetra izay nahatsiaro am-bavaka sy nanohana tamin’ny fomba maro izany fitoriana izany ! Mirary soa antsika rehetra na ny eto Madagasikara na ny any am-pitandranomasina rehetra any : Brésil – Ohio (USA) – Martinique – Haiti – Canada – Rotterdam (Pays-Bàs) – Belgique – Allemagne – Grèce – Suisse – Italie – Portugal – Koweit – Arabie Soaudite – Dubai – Muscat- Hong Kong – Ile Maurice – Ile de La Reunion – France ( Paris 5e – 17e – 20e – 15e – 16e ; Bretagne ;Eymoutiers ;Agen ;Poitiers ;Melun ;Mulhouse ;Metz ;Orléans ;Bourges ;Meaux ;Annecy ;Jura ;Mulhouse ;Marseille ;Bordeaux ;Toulouse ;Montpellier ;La Garenne Colombes ;Choisy Le roi sy ny toerana maro izay tsy voatanisa). Homba anareo anie ny Tompo, tsy misy maharombaka amin’ny tànany.

RESTORING THE ORDER 2026 - DAY-6 #dunsinoyekan #worship #intimacy
▶︎

Sunday Holy Rosary ❤️ Glorious Mysteries, June 14, 2026 ❤️ Sacred Heart Risen Glorious Triumph

Without the rainbow, soccer works again! Leaving the DFB alone, or is it getting political?

Ny fanjakan'Andriamanitra sy ny fahamarinany (7)17_06_2017 : Ampitomboy ny talenta

What You Need To Know About Hell | #Jahannam Webinar by Dr. Omar Suleiman

Ny Fanasitranan'Andriamanitra - 1  (Ny aretina sy ny antony mamparary)

Kristiana velomin'ny Fanahy Mamatonalina 2026

RESTORING THE ORDER 2026 - DAY-5 #dunsinoyekan #worship #intimacy

Manaova soa - fampianarana - Apostoly Matio

Ny fanjakan'Andriamanitra sy ny fahamarinany (6) 10_06_2017 : fanjakà-mpisorona

Marka 16: 15 - Ampaherezo ny tenanao, aza avela ny Devoly hangalatra ny fiadananao

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)

🔴DIRECT | PENCOO avec Moustapha Diop et son équipe de ce Vendredi 04 AVRIL 2025

LEARN HOW TO ACCESS  GOD'S PRESENCE | THIS WILL CHANGE THE WAY YOU APPROACH GOD

🎼🎧🙏MEDLEY Hira FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 5) SPECIAL COVER

Ny tokony ho fomba fiainako amin'izao vaninandro izao_15 10 2017

Ny toetra takin'i Jesosy Kristy aminao
▶︎

Ny toetra takin'i Jesosy Kristy aminao

O PODER DA ORAÇÃO | Escola de Sabedoria com Tiago Brunet

FIHIRANA FANAMPINY - Vol.01 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

Strengthening the Inner Man!
▶︎

Strengthening the Inner Man!