krutambull Fitiavana Mampitogaigy
Atolotra ho an'ireo koffboy ze nilaozan'ny jobany e!! Joba iray v less ry akama d mampianahana anlah tahak'zao Fa refa ny fitiavana No mampitogaigy ah toizao Hoe ts'isy afa tsy ianao Ianao, ianao, ianao, Ianao Ianao io " The Baby" Nefa izao dia izao Te ho any aminao Zah te ho any aminao Zah te ikitika anao Zah te hanoroka anao (X2) Aza manahy an'izany less Baby e! F'indray androany tsy maints tonga elah less e! Fa milamina fotsiny sao dia voafenty Fa ho avy ilay andro iray zato tena fety e! (X2) Fa rah iray no lasa dia folo no manantona Aza kivy am'izany fa aveo elah no mifantina Tsy ho very mpitia elah rah tena koffboy Sad elah ko less artiste tena milay Fa refa ny fitiavana No mampitogaigy ah toizao Hoe ts'isy afa tsy ianao Ianao, ianao, ianao, Ianao Ianao io " The Baby" Nefa izao dia izao Te ho any aminao Zah te ho any aminao Zah te ikitika anao Zah te hanoroka anao (X2) Vehivavy tsara bedebe mameno tanana Izay joba iray ve dia ataoko ampihanahana Rah ts inona kosa, ampitafy lamba tsy tana Rah ftiavana mangatsiaka no heverina hanafana Aza malahelo less ry akama, mahaiza miafy Fotoana lava ts ifankaitana, ny ftiavana iha-mafy Fa ho lavorary ny taranaka aman-jafy Ny hirarina fotsiny ny tsy isin'ilay Jodasy Na te hanoroka azy elah, na te hifaly aza elah Rah zay no eritreretin'lah dia ialah no atahorak'ivah Na te hitsoda aza elah, na te hisafo azy elah Rah zay no eritreretin'lah dia ialah no atahorak'ivah (X2) Te ho any Te ho any aminao zahay te ho any Te ho any aminao zahay te ho any Te ho any aminao zahay te ho any Fa refa ny fitiavana No mampitogaigy ah toizao Hoe ts'isy afa tsy ianao Ianao, ianao, ianao, Ianao Ianao io " The Baby" Nefa izao dia izao Te ho any aminao Zah te ho any aminao Zah te ikitika anao Zah te hanoroka anao In ar ty mampitomany an'lah ty, fa nankaiza ndray ny jobanlah e? Elah wa aza misangisangy an'io resak ftiavana io Efa teneniko foana lah
![[ roots kandra reggae ] by Krutambull - clip officiel](https://i.ytimg.com/vi/1XuIFWzvD2w/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwFBCNACELwBSFryq4qpAzMIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4AfoFgAKwA4oCDAgAEAEYfyAeKBMwD7gC9xg=&rs=AOn4CLBn5gmmrBl5R8oYVdHIPFLzrV5Wxw&usqp=CCc)
[ roots kandra reggae ] by Krutambull - clip officiel

S I G A R A x Feu Follet - Tomany x Dia ahoana ary ( Mash up )

Homai

KRUTAMBULL-Medley

PRINCIO Feat AGRAD u0026 SKAIZ MADEMOISELLE TAVOAHANGY Video Gasy Ploit 2015 YouTube
![Wada - Eva Milay Be [Jiolambups Official Audio 2K18]](https://i.ytimg.com/vi/I-VkTggxXXI/hq720.jpg?sqp=-oaymwEbCNAFEJQDSFryq4qpAw0IARUAAIhCGAG4AvcY&rs=AOn4CLB3OBfTXeGjGSRgS2kOHzIK5CaoCw&usqp=CCc)
Wada - Eva Milay Be [Jiolambups Official Audio 2K18]

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 & 𝐑𝐀𝐁𝐎𝐔𝐒𝐒𝐀 🇲🇬 𝐙𝐀𝐙𝐀 𝐓𝐒𝐘 𝐓𝐈𝐀𝐍𝐀 (Be Mozik 2006)

IM-PITO - NATE TEX

Joudas-Aleo izy andeha (Official video)

BOLO - Ravitoto (Official Video)

Te hifangaro - Olombelo Ricky ✅

KRUTAMBULL-FITIAVANA MAMPITOGAIGY

North & Center -Mahatsiaro

MAMABELO_KRUTAMBULL

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 - 𝐑𝐀𝐇 𝐂𝐊𝐈𝐊𝐘 - 𝐏𝐑𝐈𝐍𝐂𝐈𝐎 🇲🇬 𝐑𝐄𝐕𝐘 𝐒𝐘 𝐕𝐀𝐙𝐎 𝐌𝐈𝐓𝐄𝐍𝐘 (Medley 2023)

Niu Raza - Ampy Izay (Pizza Song)

Pierrot Matatana

Rootsikalo - Tsy Tandrify - Clip Full HD

Melo - Nosy Boraha (Official Video)

