Fanja Andriamanantena

Resadresaka natao tamin'i Fanja Andriamanantena. Nanao ahoana ny fanombohany amin'ny maha-artista azy, vehivavy niakatra an-tsehatra tamin'izany fotoana izany, ireo zavatra nanamarika azy, ny fiarahany amin'ireo mpanakanto hafa sy ireo tanora vao misondrotra, ny miandry antsika ami'ity taona 2020 ity. Tao amin'ny Chick'n art Ankorondrano.