Interview Nosy RABEJAONA - Fikambanana Mamelomaso
Mandeha be ny resaka momba ny fanorenana ny Colisée na Kianja Masoandro eny amin’ny Rovan’Antananarivo. Resadresaka natao tamin'i Nosy RABEJAONA - Filoha nanangana ny fikambanana MAMELOMASO • Inona marina no atao hoe vakoka? Manohy sa mamafa ny tantara isika raha io Colisée na Kianja Masoandro io no dinihina? • Azo ampitahaina ve ny asa fanamboarana ny Rova nataon’ireo Mpanjaka nifandimby sy ny asa fanamboarana ny Colisée na Kianja Masoandro nataon’ny Filohampirenena Andry Rajoelina? • Azo ampitahaina amin'ny tantara niseho tamin’ny fananganana ny "Pyramides du Louvre" eto Frantsa ve ny resabe momba io kianja io? • Manao ahoana ny fampitahana azy amin’ny “Puy du Fou”? • Inona no ilàna na tsia ny Unesco? • Aiza ny mety ho toeran'ny fomba sy kolontsaina malagasy amin'izao? • Ka inona àry no tokony ho tohin’ity Colisée na Kianja masoandro ity? Fanontaniana maro no napetraka tamin’I Nosy Rabejaona, filoha ary nanangana ny fikambanana Mamelomaso taorian’ny nahamay ny Rovan’Antananarivo tamin’ny taona 1995. Nanao asa fanarenana maro ny fikambanana Mamelomaso, indrindra teo amin’ny rovan’Ambohimanga. Nianatra ny tantara teny Ankatso izy Nanohy ny fianarany taty Frantsa. tao amin’ny La Sorbonne izy ary nandalina ny archéologie. Anisan’ireo mpianatra nampihatra ny fikarohana arkeolojika mivantana izy tany amin’ny Louvre tamin’ny andro fanamboarana ny Pyramides du Louvre Nianatra tao amin’ny Institut supérieur d’audit culturel” – tao La Sorbonne izy Nianatra ny taotrano amin’ny “Ecole d’architecture Paris” ihany koa

MI-KOLO HEVITRA - SOATOAVINA MALAGASY : 04 Avril 14

Cu Alex Dima pe Via Transilvanica: Episodul 2

Как ТИМ превзе България

Interview de Eris Rabedaoro à propos du jeu de stratégie malgache Fanorona

Canzoni Italiane Nostalgiche Anni 70 80 90 🌹 Ti Amo, L'italiano, Felicità, Sarà Perché Ti Amo

God Says:"TAKE THIS MESSAGE SERIOUSLY, BECAUSE ONLY YOU ARE SEEING IT"/God Message Now/God Message

How Proctor’s texts in Karen Read lawsuit could free dangerous criminals

Fanja Andriamanantena

Nervous System Regulation (999 Hz) | 1 hour handpan music | Malte Marten

Unbelievable Smart Worker & Hilarious Fails | Construction Compilation #8 #adamrose #smartworkers

LIVE Departure Bay Weather Cam & BC Ferries Views | Nanaimo, BC

Dezacorduri de pace cu Dragoș Pătraru şi Valeriu Nicolae:România aşteaptă a 3-a desemnare de premier

Itw de Maître Hery Frédéric Ranjeva sur la nationalité du Président Andry Rajoelina

TV ART SLIDESHOW 24/7 | Vintage Floral Gallery 🌼4K Framed Art Screensaver for Living Room

Sfântul Paisie: viața, minuni - părintele Pimen Vlad

Marokko – Haiti Highlights | Gruppe C, FIFA WM 2026 | sportstudio

INTERVIU. Laurențiu Beșu: „Magistrații au dezarmat și consideră că nu se va schimba nimic”

Zucchini with eggs tastes better than meat! I've never had a better dinner!

What do tech pioneers think about the AI revolution? - The Engineers, BBC World Service

