METY HANAPAKA NY FIAINANAO NY TOMPO - Toriteny Alahady 28 Janoary 2018 - FJKM Isotry Fitiavana

Matio 8:3:"Ary Jesosy naninjitra ny tànany, dia nanendry azy ka nanao hoe: Mety Aho; madiova hianao. Dia nadio tamin’ ny habokany niaraka tamin’ izay izy". METY HANAPAKA NY FIAINANAO AMIN'NY FAHEFANY NY TOMPO