Ifaramalemy sy Ikotobekibo - Angano malagasy
Angano sy arira malagasy Ramano - Alimanaka Malagasy 1955 #nylovamalagasy #andrianikonytaniko ************************************************ Ny angano malagasy dia nampitaina araka ny lovantsofina tamin’ireo taranaka fara mandimby. Taloha dia ny raibe sy ny renibe no nitantara an'izany tamin'ireo zafikeliny. Taty aoriana anefa dia nisy ireo mpanoratra nanangona sy nandika ireo angano anaty boky. ************************************************* Ny Lova Malagasy dia natao ho an'ny ankizy sy ny lehibe ihany koa. Ny tanjona dia ny hizara, hampiroborobo ary hampitoetra ny kolontsaina malagasy amin'ny ankizy sy ny olon-dehibe amin'ny alàlan'ny angano sy ny arira, hiran’ny ankizy ary ireo fitaovana hafa koa afaka ampitaina ny fahalalana ankapobeny. Tianay ny hampahafantatra ny ankizy malagasy na ny lehibe ihany koa n’aiza n’aiza misy azy, ireo kolontsaina ireo mba tsy ho very ny fototra niaviany. Anisan’ny tanjona koa ny fizarana izany ho an’ny rehetra mba hahafantaran’izy ireo ny zava-kantotsika malagasy. Zava-dehibe ny fanabeazana sy ny fampitaina ny kolontsaina ary indrindra ny fanandratana ny lovantsika malagasy #andrianikonytaniko.

Miora sy ilay kiraro menamena

Trimobe sy Faramalemy - Angano malagasy

فلاد ونيكي وتحديات مضحكة للأطفال

لما بنتك الصغيرة يزورنها ضيوف مزعجين !!- سوالف بناتي

Ilay hoditra omby, niova omby - Angano malagasy

Drei Chinesen mit dem Kontrabass - Kinderlieder zum Mitsingen | Sing Kinderlieder

Ireo vorona nifidy mpanjaka - Angano malagasy

Vlad and Niki - funny stories with Toys for children

Peppa Pig Tales 2026 💄 Sleepover MAKEOVER With Cousin Chloe 🛌 BRAND NEW Peppa Pig Episodes

Spidey und Iron Man: Avengers, sammeln! GANZE FOLGE SPECIAL

Aleo maty toy izay menatra olona - Angano malagasy

Angano vazaha nadika teny gasy (dimby mpanao hosodoko)

Ny voalavo sy ny saka - Angano malagasy

💥🏟️ ¡Batalla en la Arena Loca! 🤪🏆 Masha y el Oso: Animación ⭐ Los mejores dibujos para niños

Printsesy roa ambin'ny folo vavy (12 dancing princess)

Betty Boop - Poor Cinderella (1934) Comedy Animated Short

Alle mot En

Fara 2 maso (1 2 3 eye nadika t@ teny gasy)

36 Min Afrikaanse Kinderliedjies | Bekende Afrikaanse Liedjies | Sing Saam In Afrikaans

