Andro Ririnina - Mahaleo
Artistes: Mahaleo Album: Madagascar Genre: Folk, World & Country Sortie: 1976 song list: 1. Ravorondreo 2. Ianao 3. Vololona 4. Adin-Tsaina 5. Veoma Ry Fahazazana 6. Mpamita 7. Rainivoanjo 8. Mianatra Misintaka 9. Nenina 10. Andro Ririnina 11. Floara 12. Vaonala Tsy ny fanananao harena No hampiova ny fitiavako Fa na misy na tsy misy volamena Ianao no mba hany firavako Ity foko efa tery Feno fitiavana anao Nahoana eh!! no dia havela irery Moa va tsy mendrika anao? Na ny masoandro aza aki eh!! Tsy mamiratra noho ianao Maizimaizina ny aty eh!! Raha toa ka hilaozanao Feno rahona ny lanitra Rava ny faniriako Naleonao nangarika Toy izay hanatrika ny hakiviako Lasa ianao toy ny andro ririnina Nitondra tsitra tsy taratra Izaho kosa mitomany toa zaza nariana Irery tratra andro fahavaratra Tsy ny helanelan-tany No hanova izato foko Eny na dia lavitra ihany Ianao no ho tsarovako

tanan'i Mama

WINDOW WORSHIP SESSION avec Toky Narindra

Lolo Sy Ny Tariny - Raha Mankany Ialahy Cover IA RZ Music

Dadah Mahaleo Fasana Betafo 07 11 2019

Mianatra Misintaka - Mahaleo

TIANA VE_RAOUL

Andro ririnina-MAHALEO

COVER IA- AZA MANADINO ANAY- Dama (Mahaleo) by AETOS COVER IA✅🎉 ankafizo ary e!

Ny jihy - Ahy ianao

tonga ny alina. (Mahaleo)

"ANDRO RIRININA" - Dadah & Fafah CC ESCA 14/02/2016

Veloma ry Tanàna (New Clip) - ALBUM MUSIC

Iantrao

Mahaleo - Isekely (orchestra)

Ento aho-REBIKA 1988

Itondray tsikitsiky - Ny Voninavoko (Lyrics)

Mahaleo Paris/Savigny le Temple 2012

IANGOLAO VAITRA - LEVELO

