Lolo Sy Ny Tariny - Raha Mankany Ialahy Cover IA RZ Music

Lolo Sy Ny Tariny - Raha Mankany Ialahy Raha makany ialahy,mandalo any ialahy Mahita an’azy ialahy,mivovo any ialahy Hitondray any aho,hivimbino any aho Tapatapany ihany a! Sombitsombiny ihany a! Fofopofony ihany a! Potipotiny ihany a! Raha makany ialahy,mandalo any ialahy Mahita an’azy ialahy,mivovo any ialahy Hitondray any aho,hivimbino any aho Tapatapany ihany a! Sombitsombiny ihany a! Fofopofony ihany a! Potipotiny ihany a! Lazao azy fa raha ritra anie ny rano Diaviko tongotra ny làlana mankany Kaozy tsy vazivazy,tonga aho hamangivangy Hitondra Paradisa Lazao azy fa raha ritra anie ny rano Diaviko tongotra ny làlana mankany Kaozy tsy vazivazy,tonga aho hamangivangy Hitondra Paradisa Raha mankany ialahy, mandalo any ialahy Mahita an’azy ialahy, mivovo any ialahy Hitondray any aho, hivimbino any aho Singam-bolony any, piti-drorany any Sombim-piainany any, sary anankiray Lazao azy fa raha ritra anie ny rano Diaviko tongotra ny làlana mankany Kaozy tsy vazivazy,tonga aho hamangivangy Hitondra Paradisa Lazao azy fa raha ritra anie ny rano Diaviko tongotra ny làlana mankany Kaozy tsy vazivazy,tonga aho hamangivangy Hitondra Paradisa