Antsam-panahy iarahana amin'ny Pasteur RATIANARIVOSON Sacha Alarobia 28.12.2022

Antsam-panahy lehibe. Fiderana sy fankalazana an'Andriamanitra iarahana amin'ny Pasteur RATIANARIVOSON Sacha sy ny Antokom-pihira FEFI sy FEFI Nasionaly - AFAFI - CFF - ZAAM . . . sns Jaobily volamena : 50 taona Namorona Hira 50 taona ny Mariage 20 taona Naha Mpitandrina