Jérome Randria - Hasambarana
Atao ahoana moa, ahoana tokoa Ny filaza aminao ny hasambarana miaina anatiko ao Ahoana moa ny fiteny Raha izao rehetra izao no zava-poana raha tsy eo anilanao Foiko, tsy tsaroako akory Ny amiko rehetra rehetra Ny amiko, ny taniko, ny kilalao (miverina indroa) Zay rehetra sitrakao lazao Ho tanterahiko avokoa Sambatra aho eny sambatra Mitoetra eto anilanao Ampy ve ny fiteny Hilazako ny fitiavako Raha izao tontolo izao ry aiko foiko noho hianao (miverina indroa) Atao ahoana moa... .... Ny amiko, ny taniko, ny kilalao Album:Alina Paris

▶︎
Ny Railovy-----Hisy hatsiarovanao ny anarako---A/C: Jerôme Randria

▶︎
Jérome Randria - Hadinoy ny anarako

▶︎
Jérome Randria - Alina Paris

▶︎
Iray lalana '' Olombelo Ricky''

▶︎
Belahy live 2016

▶︎
Ny Railovy - Hasambarana

▶︎
EJEMA : Les meilleures musiques de EJEMA (Partie 1)

▶︎
VITA NY MOMBA SITENY , ESORINA TSY HO PAN I SITENY RAHA TSY FAHOTANA ( Nouveauté gasy 2026 )

▶︎
Jerome Randria - Tao anaty fahanginana (Official version - lyric video)

▶︎
Ny Railovy - Vonoy Ny Anarako

▶︎
NJAKATIANA & SOLO ANDRIANASOLO "HASAMBARANA"

▶︎
HASAMBARANA (Jerome Randria) - RAILOLA

▶︎
MEDLEY THIERA BRUNO

▶︎
Alina Paris Jérôme Randria

▶︎
DEDESSE - THE BEST OF (VIDEO COMPILATION)

▶︎
HIARA-DIA - Gothlieb (Ny Nanahary)

▶︎
Raha tsontsa Lisah RASETA - Dany RANOA.WMV

▶︎
Jérôme Randria := Ho haiko ve (lyrics)

▶︎
