Ry Toera Manirery - Naly Rakotofiringa - Guitare classique Malagasy

Pour prendre contact avec Patrice Ralitera : [email protected] , 033 19 988 50 Naly Rakotofiringa (28/08/1918 - 18/03/1983 ) Ankoatry ny asany tao amin'ny Air Madagascar, dia mpampianatra mozika sy mpamoron-ki 9ra izy. Anisan'ny nanoratra naoty ny hira ba malagasy, niarahany tamin'i Joseph Ramanoelina. Ny tarika Naly no nanao ny galas de chants voalohany teto Madagasikara. Lasa mpihira malaza daholo ny mpamelona ny hirany: Ossy, Jeanne Naly vadiny, Mme Fara, Ludger Andrianjaka Salomon. Na efa moderna aza ny hirany sasany, dia misy koa ny mbola manaja ny bagasy sy ny refy 5+7/8. Guitare : Manuel Adalid 9 C/B