Arahaban’andriana – Justin Rajoro – Guitare classique malagasy
https://ramboatianaetienne.blogspot.fr Pour prendre contact avec Patrice Ralitera : [email protected] , 033 19 988 50 Nindramina tao aminy goupe Tapa-porohana ( Facebook ) Justin Rajoro (08 desambra 1889-23 May 1949) Zanak’Andriakola sy Razainoro, ary kamboty mbola kely Justin Rajoro. Rajoroarivony no tena anarany. 10 taona izy dia efa nahay nitendry valiha, ary mpilalao piesy teatraly raha mbola nianatra tao Ambohijatovo Atsimo, toerana nianarany ‘’ solfège ‘’, sy tao amin’ny Ecole Professionnelle izay nanorenany ny tarika ZANAKY NY MARAINA tamin’ny taona 1906. Nanomboka namoron-kira izy tamin’ny taona 1908, ary nanoratra tantara azo lalaovina an-dampihazo tamin’ny taona 1910. Rehefa nanomboka nilalao ny piesy teatraly ’’ Méline ‘’, ‘’Lucien Percia’’, ‘’Renikely’’, Rajoro dia niara-nanorina ny tarika KINTANA TELONOHOREFY tamin’i Naka Rabemanantsoa sakaizany. Mba ahazoany manokan-tena amin’ny zava-kanto, dia niala tamin’ny asany tao amin’ny Fitsaràna Rajoro tamin’ny taona 1924, taorian’ny ady lehibe voalohany. Io koa no fotoana nifanarahany tamin’i Naka Rabemanantsoa ‘’hisaraka’’ka nitazonany ny tarika KINTANA TELONOHOREFY, mba hisian’ny fifaninanana tsara hampandroso ny zavakanto, indrindra ny teatra sy ny hira malagasy. Ravao vadiny koa dia mpihira malaza mpilalao teatra tao amin’ny tarika KINTANATELONOHOREFY. Guitare : Amalio Burguet 2009 model 2

Haody Ry Analamanga - Jean Ratsaramiafara - Guitare classique malagasy

cover Arahaban'Andriana - Justin RAJORO - Mbola talenta, INAH, Mirana

People Who Messed With The Royal Guard and Regretted It!

Fabien Degryse et Joël Rabesolo jouent "017"

Rowan Atkinson's Brilliant Humor Leaves Celebrities in Tears!

Satriko ho lazaina anao – Etienne Rambotiana (Bouboul) - Fara - Mamie - Mahefa

Valiha & Guitare

They Expected This Boring.. Until He Started Playing The Cello! (He's Only 14!)

Ry Toera Manirery - Naly Rakotofiringa - Guitare classique Malagasy

Same Piece, Two Worlds – Segovia vs. Vidović

Ho tsarovantsika - Samuel Rahamefy - Guitare classique malagasy

Arahaban'Andriana (Justin RAJORO)

Unbelievable Smart Worker & Hilarious Fails | Construction Compilation #8 #adamrose #smartworkers

MOKATEJY

Haody ry Analamangako

Street Kid Playing Dylan's Song with Broken Guitar—Dylan Stopped Walking and Did THIS

The Best Classical Guitarist of Our Time?

Fampitaha - Etienne Rambotiana (Bouboul) - Fara - Mamie - Mahefa

Joel Rabesolo. dobla sento

