FFPM 359 – Tsy renao va ny feon’ny Ray
"Tsy renao va ny feon’ny Ray" - Hira FFPM 359 Ny Mpidera Mazotoa mamerimberina sy mianatra ireto hira FFPM ireto any an-trano. Dia mba samy mahay be toa azy ireo daholo isika manerana ny isam-piangonana any rehefa mihira amin'ny fotoam-pivavahana FFPM 359 – Tsy renao va ny feon’ny Ray ? 1. Tsy renao ve ny feon’ny Ray, Ry malahelo fo ? Miantso hoe : “Avia, Avia, Modia hianao !” 2. Ny Rainao be fitiavana Hifaly aminao ; Ka hanome malalaka Raha hody hianao ! 3. Na diso aza hianao, Mitebiteby koa ; Ny Rainao ta-handray anao Ho sambatra tokoa ! 4. Modia an-tranonao ary, Mahantra hianao ; Tsy misy zava-tsoa aty Hahafa-po anao ! 5. Ny voro-damba izay anao Hesorina aminao, Ka lamba tsara sy madio No hitafianao ! 6. Mba maneke ny teniny Ankehitriny izao, Fandrao dia hisy loza re Hihatra aminao ! Source: YouTube video Isantaona 2020 Tobilehibe SOATANANA FFPM

FFPM 561 Raha maizina ny lalana

Kugara Petyo Pemvura Yeupenyu - The Redeemed Family featuring Shephard Dhlamini

Tsy Renao va ny feno'ny Ray(FFPM 359)

Toriteny Pentekosta 2026 | Jaona 15: 01-11 | Pasteur Edison Randriamalala

"TSY RENAO VA NY FEON'NY RAY?" (FFPM 359),Feon'orga mampivavaka by Sammy RAKOTOARIMALALA

Maniry mafy aho

Ny mpitory - live & best of (The Worship Moment / Emmission 24)

FFPM 623 – Mba omeo ahy

# NJOMBE NET EVENT 2026 TUMAINI LENYE BARAKA MAGOMENI & KURASINI LIVE

Ancf Nadi Wt

Fanekena - SLKM

"Injany, misy feo!" - Hira FFPM 314

Toriteny araka ny Lioka 8:4-15 Pastora Andrianandrasana Maminirina, Filoha Lefitra SPAf

Mandra-pihavin'ny Tompo

FFPM : 109 - Nahafoy ny aiko Aho - Entends tu Jésus t'appelle - Have you any room for Jesus

Ô Ralila Ny Feon' Analamanga

Hira FFPM 12: Jehovah o Derainay hianao KEROBIMA ANKATSO

HEHY EVANJELIKA ( RAMBOLA SY NY EKIPANY Part 01)

Ry Zaza mpiodina mba miverena (FFPM 409)

