VELO - MAHALEO (A/C: Dama)
Nofafako daholo ny fahatsiarovako Fa ianao irery, no tsy mba very Nofafako daholo ny tantaram-pitiavako Fa ny anaranao no tavela ao Ô Velo, velon-kira aho e Fa ianao no velona ao anatiko ao Ô Velo, velon-kira aho e Ny lanitra avo ka tsy takatro Noteteziko daholo Izao tontolo izao Fa tsy mbola misy ny mitovy aminao Noteteziko daholo Faritany maro Fa ianao ihany No mahasaro-piaro. Ô velo, velom-panantenana Ity fiainako, efa saika karakaina Ô velo, velom-panantenana Ity fiainako, lasa feno fikasana

▶︎
Eric Manana - Voninkazo adaladala

▶︎
Lolo Sy Ny Tariny - Raha Mankany Ialahy Cover IA RZ Music

▶︎
Mahaleo- Hay hay

▶︎
DADAH DE FORT DAUPHIN - Les meilleurs slow de Dadah de Fort Dauphin

▶︎
Y'A DES AMOURS (MAHALEO)

▶︎
ROTSIROTSY KAIAMBA (VIDEO COMPILATION)

▶︎
Ô ry lahy (Mahaleo)

▶︎
UTWAHANYUZE 🇧🇮/Canjo Amissi,Léonce Ngabo...

▶︎
Tanjona Randrianarivelo - Ahoana marina moa ( clip officiel)

▶︎
Adin-tsaina - Mahaleo

▶︎
TSY FERANA : Erick MANANA

▶︎
MIMOZA Mahaleo Live @ Olympia

▶︎
𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 - 𝐌𝐀𝐌𝐏𝐈𝐑𝐄𝐕𝐘 (Full Album Audio / Studio MARS 1997)

▶︎
DOKOTERA MAHAY RAHA (MAHALEO)

▶︎
Mahafinaritra ery ny mahita an ' izao 🥰🎧🇲🇬Lolo sy ny tariny - Maninona e !

▶︎
Tsy mety milaza - Olombelo Ricky ✅

▶︎
Mage 4 feat Monique Njava - Mausolée (Live Tuléar)

▶︎
VOAHANGY (Rakoto Frah) - TOJO & CO

▶︎
Mahaleo::Raha manana elatra

▶︎
