FANOMEZANA FANARIAM-PAKO AMIN'NY ENDRINY VAOVAO HO AN'NY FOKONTANY AMBINANIBE
Fitoeram-pako amin'ny endriny vaovao no natolotry ny Ben'ny Tanàna Andry ANDRIAMAHASORO sy ny Kaominina Ambonivohitr'i Fort-Dauphin ho an'ny Fokontany Ambinanibe izay notokanana ny Sabotsy 11 Oktobra 2025 lasa teo izay fiara-miasa avy amin'ny Fikambanana FTM "Fort-Dauphin Tsy Maintsy Mandroso" izay Fikambanana tarihin'ny Ben'ny Tanàna sy ny Fikambanana Miara-Mivoatsy ary ny Kaominina ka nahatanterahana izao foto-drafitr'asa izao izay mitentina 1.800.000 AR ny lany tamin'ny fananganana ity fanariam-pako ity izay noneran'ny Kaominina avokoa ny lany rehetra tamin'izany. Ankoatra ity foto-drafitr'asa ity dia nisy ihany koa ny fanomezana borety, angady, lapelina, ary vaha ho an'ny vahoaka mba hanatanterahana ny asa fanadiovana ny tanàna. Tsy nanadino ireo Be antitra ao anatin'ity Fokontany ity ihany koa ny Ben'ny Tanàna mivady ka nanolotra vary 10 gony, tsaramaso 250 kilao ary menaka 100 litatra mba ho fijerena manokana ireo zokiolona tao an-toerana. Nanatsidika ny Ben'ny Tanàna nandritry ny laha-teny nataony fa fanombohana izao ary ity no fidinana voalohany tamin'ny vahoaka ary ny asa nampanatenaina dia tsy maintsy tanteraka ary efa miainga tsikelikely izany hita taratra amin'ny nahazoana ny fiara 4*4 hisantarana ny asa sosialy dia ny TRAGNAMBO izany araka ny nambarany nandritry ny fihaonany tamin'ny vahoakan'Ambinanibe.

Fitantanana sy fiarovana ny tany sy ny ala ho amin’ny famokarana maharitra eto Madagasikara

MBOLA VOA-ZANAKA AMIN'NY TANINY

LAHATENIN'NY VADIN'NY BEN'NY TANÀNAN'NY KAOMININA AMBONIVOHITR'I FORT-DAUPHIN.

7 sur 7: Jugdish Joypaul reçoit Roshi Bhadain, Leader du Reform Party

FANORENANA FANARIAM-PAKO AMIN'NY ENDRINY VAOVAO HO AN'NY FOKONTANY BAZARIBE.

Ambondrombe sy ny zavamiafiny

30 Real Life Superheroes | Random Acts of Kindness That Will Make You Cry #8

FANANGANANA NY STRUCTURE LOCALE DE CONCERTATION ETO ANIVON'NY KAOMININA AMBONIVOHITR'I FORT-DAUPHIN.

FIAINANA GASY - AMBATOLAMPY

Millions Don’t Know! Put The Sim Card in a Charger and Enjoy

FANDAHARANA MANOKANA

Sam Amigan fait des imitations chez Vince!

First Day In Madagascar, Getting Lost In Antananarivo

NY ATY AMINAY ANJOMA BETOHO DU 28 MARS 2026 BY TV PLUS MADAGASCAR

FANADIOVANA FAOBE NATAON'NY FIKAMBANANA FTM - FORT-DAUPHIN TSY MAINTSY MANDROSO - 22 NOVAMBRA 2025

"𝐏𝐈𝐂𝐀𝐒-𝟏 : 𝐌𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐛𝐨𝐥𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐦𝐨"

NOSY MAITSO VOI BAIE DE TSIMIPAIKA 06 NOVAMBRA 2025

FAHAZOANA MOTO KODIARAN-TELO HO AN'NY KAOMININA AMBONIVOHITR'I FORT-DAUPHIN.

"DINIKA" ZOMA 29 05 2026 IARAHANA AMIN'I NIRINA RAKOTOARIJAONA, FILOHAN'NY SAFIDIN'I MADAGASIKARA

