FITSIDIHANA ARA-POMBA FANAJANA NATAON’NY MASOIVOHO KOREANA NY BEN’NY TANANA
🇲🇬 FITSIDIHANA ARA-POMBA FANAJANA NATAON’NY MASOIVOHO KOREANA NY BEN’NY TANANA TETO AMIN’NY LAPAN’NY TANANAN’I FORT-DAUPHIN Fort-Dauphin, 09 Desambra 2025 – Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana ny Ben’ny Tanànan’ny Kaominina Ambonivohitr’I Fort-Dauphin Andriamatoa Andry Andriamahasoro teto amin’ny Lapan’ny Tananan’I Fort-Dauphin omaly Alatsinainy 08 Desambra 2025 tolakandro ny Masoivohon’ny firenena Koreana Ramatoa Park Ji Hyun sy ireo delegasiona niaraka taminy. Nivohitra nandritry ny fihaonana teo anivon’ny roa tonta ny fametrahana fiaraha-miasa vaovao eo anivon’ny Kaominina sy ny firenena Koreana ary ny fiaraha-miasa amin’ireo Kaominina rahavavy any amin’ity firenena ity ka hiteraka tombontsoa lehibe ho an’ny Kaominina Ambonivohitr’I Fort-Dauphin, eo ihany koa ny Distrika ary indrindra ny Faritra Anôsy. Tanjon’ny firenena araka izany ny hampiroborobo ny sehatry ny fizahan-tany aty Atsimon’ny Nosy, eo ihany koa ny fijerena ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany ary isan’ny notsindrian’ny Ben’ny Tanàna ny fandaminana ny tanàn-dehibe satria dia tsapa ankehitriny fa tena mihamitombo ny mponina eto Fort-Dauphin ka tsy mahasahana ny mponina intsony ny foto-drafitr’asa misy. Eo ihany koa ny fahasimban’ny sisin-dranomasina rehetra sy ny an-tanàn-dehibe ary ny tsy fahampian’ny orinasa mba hiteraka asa ho an’ny tanora. ------------------------------------------------------------------------ 🇨🇵 VISITE DE COURTOISIE EFFECTUÉE PAR L’AMBASSADRICE DE CORÉE AU MAIRE DE LA VILLE DE FORT-DAUPHIN Fort-Dauphin, 09 décembre 2025 – L’Ambassadrice de la République de Corée, Madame Park Ji Hyun, accompagnée de sa délégation, a effectué hier après-midi, Lundi 08 décembre 2025, une visite de courtoisie auprès du Maire de la Commune Urbaine de Fort-Dauphin, Monsieur Andry Andriamahasoro, à l'Hôtel de ville de Fort-Dauphin. La rencontre entre les deux parties a mis en avant la mise en place d’une nouvelle coopération entre la Commune et la République de Corée, ainsi que le partenariat avec les communes jumelées dans ce pays, ce qui apportera des retombées importantes pour la Commune Urbaine de Fort-Dauphin, mais également pour le District et surtout pour la Région Anôsy. La République de Corée a exprimé sa volonté de promouvoir le secteur du tourisme dans le Sud de Madagascar, ainsi que d’explorer le domaine des ressources minières. Le Maire a également souligné l’importance de l’aménagement urbain, car la population de Fort-Dauphin ne cesse d’augmenter, alors que les infrastructures existantes ne répondent plus aux besoins. Il a aussi évoqué l’état de dégradation des zones littorales et urbaines, ainsi que le manque d’entreprises capables de générer des emplois pour les jeunes

LAHATENIN'NY VADIN'NY BEN'NY TANÀNAN'NY KAOMININA AMBONIVOHITR'I FORT-DAUPHIN.

ANKITSIMPO DU JUNE 05, 2026 BY KOLO TV

L’INVITE DU JOUR MIVANTANA 04 JONA 2026

Afghanistan Village Life | Bread Making, Mountain Cooking, and a Stunning Rural Life !

FANANGANANA NY STRUCTURE LOCALE DE CONCERTATION ETO ANIVON'NY KAOMININA AMBONIVOHITR'I FORT-DAUPHIN.

On The Streets in Tamatave Madagascar

INFO K MADA SUIVI MANANARA AVARATRA DU 18 FEVRIER 2025 BY KOLO TV

🚫BABÀ SY PACTOLE: RAIKITRA NY ADIHEVITRA MAFANA MOMBA NY SAVOROVORO MISY ANKEHITRINY🚫❗

Old Himalayan Grandpa Living Alone by the River | Traditional Nepal Life.

Amazing Takeoff at Saba Airport! Pilot Risks Everything on the World’s Shortest Runway

FIAINANA GASY - AMBATOLAMPY

Real Life in Madagascar: Walking the Chaotic Streets of Antananarivo

GUEST OF THE DAY MIVANTANA 06/05/2026

FANATSARANA NY LALANA MANKANY ANDASIBE–MANTADIA

MADAGASCAR la RN 12 de Manakara à Fort Dauphin

Millions Don’t Know! Put The Sim Card in a Charger and Enjoy

Farmer's Idea of Inventing an Electric Bicycle! Will Surprise Everyone

Unbelievable Smart Workers Compilation 2026 🚧👷 Smart Engineers vs Construction Fails #11

OFFICIAL CEREMONY OF PRESENTING BOATS AND EQUIPMENT TO FISHERMEN IN FORT-DAUPHIN.

