Vavaka Poopy
Na sarotra ny lalana aleha Tsy ahasakana ahy tsy handeha Na henjika na latsa eso koa,tsy mampaninona ahy Navesatra ny efa nentiko Toky foana no nasetriko Tsy taitra aho f'ireo zay ratsy loha Sy nampivadi-po ho tsinotsinona Tompo o ankiniko aminao Ny fiainako sy izay rehetra mikasika ahy Aoka ianao hitantana tsy handao Ninoninona hanjo,na ho sarotra tokoa Matoky anao aho ka tsy manahy Matoky anao zahay miandry ny marina fantatray ianao fa tsy miangatra tompo o miandrandra anao zahay miandry ny rariny tsy manahy ny fanahy manana anao

▶︎
Vavaka - Poopy (STK Aix-Marseille ft. SZM Paris)

▶︎
Ambany elatrao :: tononkira Jocelyn Ranjarison

▶︎
NOMEN'I JESOSY NY MPANOMPONY IANAO MBA HO FANATANTERAHANA ANAO | BISHOP PATRICK ANDRIANARIVO
![FF10 Mivavaka Aho satria [Fihirana Fanampiny 10] tonon-kira - paroles](https://i.ytimg.com/vi/NZX72V6fkaA/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLBdHArIITYfYD7eSbouKeLRInfqUQ)
▶︎
FF10 Mivavaka Aho satria [Fihirana Fanampiny 10] tonon-kira - paroles

▶︎
FFPM : 506 - Tsy misy miadana ka afa-po ; Quel céleste repos ; It is well to my soul ; Estoy bien

▶︎
Tahak'izay - Poopy ✅

▶︎
HATSARAN'NY TOMPO | GOODNESS OF GOD | BODOKELY

▶︎
Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)

▶︎
Saotra sy dera | Fihirana Zafindraony | Hira Fiderana Malagasy

▶︎
ENY Ampifitia FJKM Isotry Fitiavana

▶︎
Tsy resy tsy miady | Narindra • Anicet | Hira Fiderana Malagasy

▶︎
Antsan'i Kristy - tohano mafy

▶︎
FIHIRANA FANAMPINY - Vol.01 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

▶︎
Tsara Jehovah:: Poopy

▶︎
Pasteur Jocelyn Ranjarison - Manana Anao (Tononkira)

▶︎
Hira Fiderana Medley Adoration 2025

▶︎
Mahatoky loatra - Pepe Shine - Clip officiel

▶︎
Bodo & Poopy - Medley

▶︎
Isaorako Anao :: Karmela

▶︎
