fefi 2013 ndao hihika HALELOIA
Mpandres'isik'izao, ndao hihir'ho an'i Jesosy Mahafaly Az'ny hira fideràna sady hihika sy handihy satria ny devoly efa resy tompotsik'io mendrik'ho deraina (2x). Jesoy nandatsaka ny ràny famindrampony ts'hita lany endrey tokoa fa tiako tena tiako Izy tompontsik'io mendrik'ho deraina. HIKAO haleloia (f'izay ihany) mendrik'Azy andihizo lay fahavalo resy, ka hitsakitsaho asandrato n'tananao (nfatotrao) voavaha metahafa ho an'Jesosy, mpandres'hianao (3x) hikao (4x) Mandhiza (4x) Asandrato (2x) Mitehafa (2x). Mitehafa raha tianao Jesosy mitehafa rana tena tinao Jesosy Ka ny fiho biana tsy ho an'ny FEFi f'ataovy mafy ho an'ilay mpandresy Tena tiako Izy fa tena tiako mihintsy Jesosy Ka dia hobiko Izy ka dia hobiko mihintsy Jesosy Tena tiko Izy tena tiako mihintsy Izy ka tehaka tehaka tehaka Lamako. ndao hihika raha tinao Jesosy ndao hihika raha tena tinao Jesosy Rehefa nihoraka nihodidina ny tanàna dia nirodana ny mandan'i satana ndao hihoraka amin'ny feo mahery dia ho afaka avokoa izay mahatery hikan-danitra manakatra ny lanitra ka mihoraka mihoraka mihorakoraka mafonja. Mandihiza raha tinao jesosy Mandihiza raha tena tianao Jesosy dihy mirindra manaja ny ray fa tsy hanindraindra ny nofonao indray midéra ary amin'ny hira s'ny dihy ka ataovy amin'zay mendrik'Azy arindrao ny fihetsikao dia andao mandhiza afindrao afindrao ny tongotrao. ambony n'tanana raha tinao Jesosy asandrato avo raha tinao Jesosy Rhefa nasandratra ny tanan'i Mosesy ny Israely no nivoaka ho mpandresy ary ianao manandra-tanana androany dia handresy ireo sento sy tomany ka fahasoavana no hasetriny an'izany k'asandrato asandrato asandrato ataovy ambony.

fefi 2013 raiso JESOSY (Sacha)

FEFI Hiverina Aminao

Ave Maria & Marian Hymns | Traditional Catholic Worship Playlist
![13 mey : daty tsy fanadino - [MBA HO VANONA] - 13/05/2026](https://i.ytimg.com/vi/JngGk5GSlUw/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLAv9bH6of_4Idf14jxzgXVo3Og5mw)
13 mey : daty tsy fanadino - [MBA HO VANONA] - 13/05/2026

AMPAMOAKA , JENERALY BOMBE TAMINY PRRM NIGADRA , VOAFATORA I MICHAEL ( Nouveauté gasy 2026 )

"Ny H'Irako" "Inona no havaliko"

Krismasy Sampana FEFI Taninanandrano_Alakamisy 20231214

fefi 2013 Ray ô misaotra / Sacha (FP hiran'i tian'i Jesosy 2013, tiany daholo ny hira kah)

Tarigetra

fefi 2013 any andanitra any

NY AINGA FIAINAM-BAOVAO

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA NY TSARA INDRINDRA MIHETSIKA (EDITION 1)RIJA-GASY TSAR MIDER-JDAF-TGC-ARIANE

fefi 2013 sambatra aho

VITA NY MOMBA SITENY , ESORINA TSY HO PAN I SITENY RAHA TSY FAHOTANA ( Nouveauté gasy 2026 )

Ray ô! misaotra e! - FEFI

30è FEFI - Groupe Ny Avo BABON'NY FITIAVANAO - live

Pasteur SACHA "Vonona ve izato hianao"

Tanora masina itaosy - 30 taona - 05/02/2023 - Palais des sports Mahamasina

KRISMASY FEFI 2020 - 11 décembre 2020

