Aminao Jehovah Ô - Solomona
Fiadanana eh 😁 Fihirana Salamo 25 : 1 - 4, nentiko tamin'ny fomba sy talenta nomen'ny Tompo ahy, araky ny fitarihan'ny Fanahy Masina. 🎶 Manainga antsika Kristianina rehetra ho sahy hijoro ho miaramilan'I Jesoa, tsy hitsanga-menatra, haneho ampahibemaso ny fitokiana feno an'I Jehovah Andriamanitra, manoloana ny fahavalo sy izay ady atrehina amin'ny fiainana. 🪖💪🏻 Ialana tsiny indrindra ny indro kely fa efa nanao ezaka mafy aho mba ho tena mendrika eo anatrehan'Andriamanitra ity sanganasa kely ity, mbola mianatra foana ny tenako, mianatra ny Soratra Masina. Kopa-tanana kely ho an'ny mpiara-miangona amiko rehetra ao amin'ny FJKM Fanasim-piderana Antanimena Andrefana. 👋🏻 Mihainoa finaritra tompoko, anatin'ny tononkira ny hafatra. Amin'ny fanetren-tena, fikirizana, sy fitiavana ary amin'ny Anaran'I Jesoa Kristy, ho Azy irery ihany ny Voninahitra. #Jesus_Soldier #Tsy_Menatra #Tsy_Hivadika #Kristianina #Homemade ✝️

Antema 16 / Fihirana Fanampiny 9 (A Capella Cover) - Solomona sy ny Namany

Salamo 25:1 MG1865; Nataon'i Davida. Aminao, Jehovah ô, no ...

Tarigetra - Solomona (Live Cover)

HARMONIA - Olive sy Francia

BOB TOBIAS - HODY AHO (Laurent Rakotomamonjy)

Imanoela - Solomona sy ny Namany (EXO Cover)

Ry Madagasikarako - FANGIA KALO GASY

Medley Gilita Be 8ième édition

Aminao Jehovah (Salamo 45)

Solomona - Ry Jeso Loharanon'aina (FFPM 531)

Izay matoky an'i Jehovah

Ny Avo & Bodo Ny Mifankatia Live

Tsiaro - Solomona (Live Cover)

Vola sy Noro - "Ny foko tia" by Mamy Sarobidy & Nicolas | Chanson Malagasy (Kalon'ny fahiny)

Mahaiza Misaotra

Nahafoy Ny Aiko Aho

Ahy Jesosy (Clip HD) - Tanora Masina Itaosy

Billy - Solomona & Friends (Céline Dion Live Cover)

