MITONIA - REKO (Official lyrics video)
Get the album Andao : / album . https://www.deezer.com/fr/album/19249... Also available on spotify Subscribe to the "Reko - Official" channel for all the best and latest official music videos, behind the scenes and live performances: https://www.youtube.com/channel/UCNfc... https://www.youtube.com/watch?v=MjPAy... https://www.youtube.com/watch?v=9wo5T... https://www.youtube.com/watch?v=LOX8v... https://www.youtube.com/watch?v=TNa0X... https://www.youtube.com/watch?v=HOtgF... • MISIA - REKO Follow REKO: Instagram: @reko_band Facebook: reko band Spotify: https://open.spotify.com/artist/08Ru2... Apple Music: / reko-band Amazon Music: https://music.amazon.com/artists/B0BS... YouTube: https://www.youtube.com/channel/UCNfc... Lyrics: Mitonia zanako fa eto aho. Reko avokoa ireo vavakao, Mihatra amin’ny aiko ny alahelonao. Mitrakà ianao, aza manahy fa eto aho. Matokia ahy zanako, F’izaho tsy hahafoy anao. Etsy ho fafako ny ranomasonao, Tsapako izay tsapanao. Tiako loatra ianao, indrindra aza adino fa eto aho. Ny zava-drehetra tsy voatery hahafaly anao, Fa ny zava-drehetra miara miasa hahasoa anao. Aza manahy fa eto aho, Tsy avelako handeha irery ianao. Mety tsy ho azonao izay hitondrako anao fa aza manahy. Aza manahy fa izaho hitantana anao. Mitonia zanako fa eto aho, Ampianariko zava-baovao ianao, Ny hampatanjaka anao no anton’izao. Haiko fa marary nefa hanampy anao hanakaiky ahy. Ny zava-drehetra tsy voatery hahafaly anao, Fa ny zava-drehetra miara miasa hahasoa anao. Aza manahy fa eto aho, Tsy avelako handeha irery ianao. Mety tsy ho azonao izay hitondrako anao fa aza manahy. Aza manahy fa izaho hitantana anao. #RekoBand #Andao #Mitonia Andao by Reko - Fy & His Band

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)

Deux Voix Deux Guitares by Dama & Erick Manana (Full Album - Audio)

Any Ho Any - Reko Band

Ilay hatsaranao - MIRADO

MELKY - Les meilleurs DUO avec MELKY en VIDEO

ADELE: Greatest Hits 2025 - The Best Songs From ADELE

MASOANDRO MIBALIAKA- REKO

Relaxing Reggae Love Songs Mix 🌴 Ultimate Reggae OPM Mix 2026 🎶 Romantic Love Songs to Relax

Hira Fiderana | Fampaherezana - Fanasitranana - Fiankohofana | Medley Malagasy

HAFA MIHITSY | REKO

FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

Ed Sheeran best playlist songs 🎧 ed Sheeran best and heart touching songs 💘💘💘 🎧🎵🎵❤️❤️❤️

Hira Fiderana Medley | Fiankohofana | Playlist Evangelique

TANJONA RANDRIANARIVELO ( FULL ALBUM / COVER IA )

MUSIC TRAVEL LOVE TOP PLAYLIST | Acoustic Songs 2026 | Let It Be - My Love - Nothing's Gonna Change.

HATRAIZA / AZA AVELA - REKO

NY AINGA : Meilleurs Musiques de NY AINGA en Audio

Hira Fiderana | Fiankohofana | Evangelique Medley Malagasy | Vol 2

Mage 4 - Aza Hitserana

