I KOTO BELOHA SY FARA FATSORA ARY FITIAVANA 1 | SARY MIAINA KRISTIANA MALAGASY (M.C.A) | MCTV

Arahinao ato anatin'ity dessin animé chrétien malagasy ity ny fiandohan'ny tantaran'i Koto Beloha sy Fara Fatsora ary Fitiavana , zanak'olona samihafa hita eny amin'ny fiaraha-moinina misy antsika eny . Araka ny tenin'Andriamanitra hoe « Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandòndòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko. » Apo 3:20 Misy anefa ireo mampiditra an’i Jesosy eo amin’ny tokatranony ka miova avy hatrany ny fiainany , misy kosa ireo mandà ka dia tafalatsaka amin’ny fandrik’i satana, ka mety ho potika hatramin’ny taranaka. Araho tsara ary ity Dessin Animé 100% Malagasy , fa hanova fiainan’olona maro , zarao amin’ireo namanao . Hitanao amin’ny rohy Youtube eo ambany sy ao amin’ny site https://mctv.mg Famerenana kosa vidéo eto amin’ny facebook ny Alarobia 06 Aogositra 2025 amin’ny 3 ora . SARY MIAINA KRISTIANA MALAGASY , Dessin Animé 100% Malagasy , arahinao eto amin’ny MCTV SARY_MIAINA #KRISTIANA #MALAGASY #DESSIN_ANIME #ANIMATION #MCTV

MATIKAMBO | SARY MIAINA KRISTIANA MALAGASY | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (M.C.A)
▶︎

GATANYA EPISODE 1 : Umugore Ateye Icyuma Umugabo Ashaka Gatanya Mana Tabara😳

We Build Amazing Doll House for Bratz Rich vs Broke Challenge | Prank Wars by Multi DO Girls

NHỮNG CUỘC PHIÊU LƯU HÀI HƯỚC NHẤT CỦA SHAUN 🐑😂🥳 | Shaun the Sheep [ViệtNam]

Rapeto darafify Vazimba
▶︎

Rapeto darafify Vazimba

AZA LIANA AMIN'NY FIAINAN'NY HAFA | NY HATANORANA | JOHANNA RAZANAKOTO | MCTV

Máquina Expendedora de Sandía Colorida 🍉 Dibujos Animados Divertidos para Niños

MILA MAHERY AO ANATY ADY | FANTARO NY MARINA | FENOHASINA ANDRINIRINA | MCTV

Tom & Jerry | A Bit of Fresh Air! | Classic Cartoon Compilation | @WB Kids

SO GOOD they got Bruno's Golden Buzzer MID-PERFORMANCE | Auditions | BGT 2023

FESTA DE PIZZA DAS OVELHAS 🐑✨🍕🎉 | Shaun, o Carneiro

IFE KIISI Latest 2026 Yoruba Movie Bukola Adeeyo. Abeeb Alagbe, Yetunde Alabi, Tosin Olaniyan

RACISTE, QUEL HONTE ! | NY HATANORANA | JOHANNA RAZANAKOTO | MCTV

Mr Beans Zahnarztprobleme | Mr Bean Deutschland

Tom & Jerry | Cats V.S. Dogs 🐱🐶 | Animal Takeover | @wbkids

Ghetto Kids Bruno's First Golden Buzzer Full Performance | Britain's Got Talent 2023 Auditions WK 1

JUNGLE 2 JUNGLE - Full Hollywood Movie | Tim Allen, Sam | Family Comedy Movie | English Kids Movies

ZO FOTOTRA NY MIVAVAKA AMIN’IZAY FIANGONANA TIANA HIVAVAHANA | FANTARO NY MARINA | MCTV

Dad Tried to Scare the Lion at the Zoo! | Easy English Listening Story For Beginners (A1 - A2 Level)

HAMELOMBELONA NY FANAHINAO IZY | Pasteur Ndrantomahenina | MCTV