Fitia tsy manam-petra (live Tif a Tif Micky sy Chriscy)

Fa ny ao am-poko hilaza hoe Tiako ianao Fa ianao tsy hanambara hoe Ianao tia ahy Fa ianao tsy hanambara na hitantara Izay tena ao am-ponao Fa ny ao am-poko hilaza hoe Tiako ianao F’ianao dia tsy afaka hanambara Na koa mba hitantara ny fitiavanao Izy koa dia tsy handefitra Na koa hilefitra satria izy no taloha Ianao dia tsy nampahalala Raha tsy taty aoriana hoe manana olo-tiana Ref: Izy aloha dia tsy handefitra F’izay tonga aloha no tompo-toerana F’izaho kosa dia leo ahy ny fitia Nangasihasy tia ivelan’ny fitia Izaho aty efa latsaka fitia Ka miandriandry izay! Mba ampy ny fitia Manam-petra anefa no niandrasako anao Tsy voafetra kosa ny fitiavako anao Any aoriana anie Ny olo-be dia be Ka mbola hifankahita Na ho hatrany am-paradisa