5 segondra miaraka @dry Tempo Gaigy sy Krutambull
Fiainana rehefa tafiaraka @ ireto adala be ireto krkrkr! Miavaka kely ny 5 segondra anay androany fa spécial "Boys Band" ny hira tediavina @ALAHADY 14 MAI 2023 amin'ny 2 ora sasany 'zany ry malala ny fotoana Zouaézaniveriséra Tempo Gaigy ,25 taona be 'zao retsy e! hiverina adolantseto lisany ireo @ alahady Hiaraka amin'ny vahiny ao ny tarika KRUTAMBULL sy tarika TWOKII Tapakila: 📌Tsotra: 10 000ar (Fa raha miteny lisany hoe avy nahita ny vidéo an'i kiala Antso dia handatsahana 2000ar ny fidiran'lisany ) 📌Tsotra alohan'ny 4 mai: 8000ar 📌Réservation : 25 000ar // afaka misafidy toerana 📌VIP: 50 000ar // afaka miaraka maka sary amin'ry tempo Gaigy ary toerana mahita tsara ny seho Afaka jifainao ao: 〰️SUPER MUSIC Analakely 〰️KARIBOTEL Analakely 〰️EN LIGNE amin'ny "Page Facebook"n'ny @KING EVENT @KING EVENT na SMS amin'ny 034 42 000 42 ‼️ LIVRAISON GRATUITE‼️ Hisokatra amin'ny 12ora ny vavahady Efa misy izay hohanina sy ho sotroina rehetra eny an-toerana Parking moto assuré Jifao mialoha ny tapakila fa aza miandry farany izany an 😁 TAGUEO ilay hiaina souvenir entin'lisany iny! Mankasitraka an'i Rajeriarison Fenosoa videographer t@fiara-miasa

Samy Gaigy - Ankamantatra (Comedie Malagasy)

Ny tontolo androko niaraka t@ Mirado/VLOG

64è Carroussel Costa Brava

Best Of Torak'Hehy

Porofo ny maha-Antemoro an'Andrianampoinimerina

🎤Aty andalam-be atsika zao handeha hamantatra mankory viavy rehefa exité ?🎤

FAQ(Foire aux quetions ) / Aton'ich

SOTASOTA 1 - Film Gasy en entier

Festival Tsika Jiaby 19 mai 2024 : Tempo Gaigy 1

Capitaine Lac Ambi - Interviews Makorely

Hita ilay Clip taloha be nisy ahy t@ 2011 efa ela be 'zay 😅...

❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

i Neniko 1 Film Complet

ATAON'NY MPANGATAKA INONA MARINA MOA NY VOLA - AARON

5 Segondra miaraka @ dry OLADAD saika iray manontolo

ANJELY MAINTY - TEMPO GAIGY

Andrana 1 Maquillage party eto @ chaine ako

Fa maninona no maka tso-drano any amin'ny faritry ny Antemoro ireo hirotsaka filoham-pirenena?

Myh en MbaLait - Ndao hisakafo ( Comédie Gasy 2025 )

