Tantara Malagasy – AMIN'ITY TAONA ITY ❤️

🎧 Tantara Malagasy – AMIN'ITY TAONA ITY Tantaran’ Radio Don Bosco indray miseho ➡️ Abonnez-vous, Ndao isika hanome lanja ny zava-kanto sy ny talenta ny Malagasy mitovy amintsika 🙌 🔔 Misaotra antsika rehetra nankafy sy niara-nanampy! 🙏 📢 NB : Ho anareo mpakafy tantara sy onjam-peo, ho antsika izay lehibe tanatin'i rotsirotsin'ny tantara dia aza misalasala manaraka tsitapaka ny pejy fa ato no ahenonareo indray ilay tantara fiainontsika isakin'ny lahady ariva na sabotsy ariva ireny. Ampitiavana be ❤️ #amin'itytaonaity #radiomadagascar #tantaraonjampeo #Madagasikara #Madagascar 📌 Abonnez-vous