脭 RY RAIKO - Groupe Evah - (Lyrics)
馃檹馃徎脭 RY RAIKO馃檹馃徎 (Lyrics) Ouh... 脭 ry Raiko, 么 ry Raiko Ny amiko efa fantatrao Tononkira no hiraiko, 么! Henoy raha sitrakao F'Ianao no nanome aina sy talenta maro be Na hariva na maraina dia Ianao no rehareha 脭 ry Raiko, 么 ry Raiko Ny amiko efa fantatrao Tononkira no hiraiko, 么! Henoy raha sitrakao F'Ianao no nanome aina sy talenta maro be Na hariva na maraina dia Ianao no rehareha Ka fisaorana hatrany, no hatolotro ho Anao Na dia mbola eto an-tany Dia efa Jerosalema vao Ilay feno fihirana, feno hasambarana Fiderana, fiderana No isam-baravarana 脭 ry Raiko, 么 ry Raiko Ny amiko efa fantatrao Tononkira no hiraiko, 么! Henoy raha sitrakao F'Ianao no nanome aina sy talenta maro be Na hariva na maraina dia Ianao no rehareha 脭 ry Raiko, 么 ry Raiko Ny amiko efa fantatrao Tononkira no hiraiko, 么! Henoy raha sitrakao F'Ianao no nanome aina sy talenta maro be Na hariva na maraina dia Ianao no rehareha Ka fisaorana hatrany, no hatolotro ho Anao Na dia mbola eto an-tany Dia efa Jerosalema vao Ilay feno fihirana, feno hasambarana Fiderana, fiderana No isam-baravarana 馃幖 漏Groupe Evah #LyricsbyKalo

Clim feat RFF - Ry Loloko

ANJARA HO AHY

Antsan-kira Fiderana Groupe EVAH

O izany diako VETSONKIRA (COVER IA)

NANDAO ANAO ELA AHO RAIKO O

KRISTIANINA TSY AKOFA - FA.NA.FA - (Lyrics)

TOMPO 脭 OMEO HERY - Hasina's Group (Lyrics)

Unbelievable Smart Worker & Hilarious Fails | Construction Compilation #8 #adamrose #smartworkers

ALISON - Ny tia sy ny tiana
![SAKAIZA TSARA - Groupe VHF (Vavaka Hira Fiderana) - [Lyrics]](https://i.ytimg.com/vi/hH329W6BMuM/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLB4qYg9WnK1tMbdvgzQuqzilQ0Azw)
SAKAIZA TSARA - Groupe VHF (Vavaka Hira Fiderana) - [Lyrics]

Mino aho Andriamanitra 么 Mino mafy an'izay voalazanao

Rojo Ny Avo & ROVA "OMANO NY MANDRAKIZAY"

FATRATRA LOATRA - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

O Ry Raiko

FMC-- Antsan-kira FideranaZoma 05 Aogositra 2022 Fanaky ny Fampindram-po

Manapa kevitra ROHAMA

In Christ Alone (My Hope Is Found) - Adrienne Liesching | LYRIC VIDEO

注驻专讛 讞讝讛 - 讬讚 注谞讜讙讛 | 拽诇讬驻

RAY 脭, MAMEL脌! - Doudou Tovoarimino (Lyrics)

