๐ฉARY SAFIOTRA, ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ผ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ถ๐๐ฎ๐ป-๐๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐
๐ฉ๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐ฎ๐ณ๐ถ๐ผ๐๐ฟ๐ฎ, ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ผ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ถ๐๐ฎ๐ป-๐๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐ Tonga nitsidika ny firoboroboanโny famokarana vary safiotra sinoa karazana Weichu 902-3 teny Mahitsy, DistrikanโAmbohidratrimo, Faritra Analamanga, ny Minisitra RANARIVELO Lucien sy ny solontena maharitry ny #FAO, Patrice Talla Takoukam, ny 23 aprily 2020. Tsara ny taham-bokatra satria tafakatra 10 taonina isaky ny hectare izany. Laharam-pahamehana ny fahatratrarana ny fahaleovan-tena ara-bary hoy ny Minisitra, indrindra fa aminโizao fihenanโny fivezivezenโny vokatra ahondrana eran-tany noho ny coronavirus izao. Anisanโny ezaka manokana ataonโny Fitondram-panjakana ny fanapariahana ny fambolena vary safiotra. Hotanterahana atsy ho atsy ny fanamorana ny fahazoanโny mpamokatra teknolojia avo lenta toy ny masomboly safiotra, zezika mineraly ary fitaovam-pamokaratra ahafahana manena ny โpertes post-rรฉcolteโ hoy ihany ny Minisitra. Izany dia aminโny alร lanโny tosika ara-bola entinโny Fitondram-panjakana ho anโny tantsaha aminโny fametrahana ny โDokany Mora ho anโny Mpamokatraโ na DMM. Marihana fa taminโity taona 2020 ity dia efa masomboly vary safiotra 100 taonina no naparitaky ny #MAEP taminโny velaratany 4 000ha aminโny Faritra Alaotra Mangoro sy Analamaga ary Menabe, izay ahazoana taham-bokatra 8 taonina /ha farafahan-keliny. #rizhybride #CSS #chine #madagascar #semences #tech

ALALINO VARY AN-TANETY DU 14 AVRIL 2024 BY KOLO TV

Storchennest Live Webcam in Bad Salzungen, Thรผringen

SAROBIDY NY FAHASALAMANA NEVRALGIE DU 03 JUIN 2026 BY TV PLUS MADAGASCAR

Oko magazin: Janika Balaลพ, kralj petrovaradinske tvrฤave

Le riz de Madagascar - Emission de KANAL AUSTRAL.TV

Preฬsentation des bassins de reฬtention d'eau pluviale aฬ Madagascar

FIVORIAMBEN'NY MPIKAMBANA AO AMIN'NY TRANOBEN'NY TANTSAHA MPAMOKATRA

MAHAVOKATSE - ๐ ๐ข๐ฏ๐จ๐ซ๐ข๐๐ฆ๐๐ ๐๐๐ก๐๐๐จ๐ฅ๐จ๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐๐

๐ฉ๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ผ ๐ฎ๐ผ ๐ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐๐ฎ๐๐ผ , ๐น๐ฒ๐บ๐ฎ๐ธโ๐ถ ๐๐ฒ๐๐๐ถ๐ฟ๐ถ๐ฟ๐

Ramatoa Dina RANDRIAMAMPIONONA, nahita Fahombiazana tamin'ny fambolena vary safiotra

Fambolena papay

The French Do Not Care About Work

Nervous System Regulation (999 Hz) | 1 hour handpan music | Malte Marten

๐ ๐๐ง๐๐จ๐ฏ๐๐ง๐ ๐ฅ๐๐ก๐๐ซ๐๐ฆ-๐ฉ๐๐ฆ๐๐ก๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ค๐๐ซ๐จ๐ก๐๐ง๐, ๐๐ง๐ญ๐จ๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ ๐๐ฆ๐จ๐ค๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ฆ๐๐ก๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐

Do Droughts Make Floods Worse?

Fampiofanana - Fambolena vary an-tanety (FTT)

Blue Suit Blues โ Midnight Chicago Blues & Smooth Jazz for Late Night Whiskey Mood

MINAE โ PROGRES : Tanora mpandraharaha ara-pamokarana no vahaolana.

F๐๐ง๐๐ฆ๐๐๐ข๐ฌ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ซ๐๐๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ซ๐-๐ญ๐ฌ๐๐ค๐๐๐จ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐ข๐ซ๐๐ฆ-๐๐จ๐ฅ๐๐งโ๐ข๐ซ๐๐จ ๐ญ๐จ๐ค๐๐ง๐ญ๐ซ๐๐ง๐จ ๐ญ๐๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ก๐.

