F𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐟𝐒𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐟𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐭𝐬𝐚𝐀𝐚𝐟𝐨 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐝𝐒𝐫𝐚𝐦-𝐛𝐨π₯πšπ§β€™π’π«πžπ¨ 𝐭𝐨𝐀𝐚𝐧𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐑𝐚.

πŒπˆππ€π„ – 𝐅𝐒𝐑𝐏 : 𝐌𝐒𝐫𝐨𝐬𝐨 𝐑𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐟𝐒𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐟𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐭𝐬𝐚𝐀𝐚𝐟𝐨 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐝𝐒𝐫𝐚𝐦-𝐛𝐨π₯πšπ§β€™π’π«πžπ¨ 𝐭𝐨𝐀𝐚𝐧𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐑𝐚. Mitondra vokatra mivaingana ho an’ny sehatry ny fambolena sy ny fiarovana ara-tsakafo eto Madagasikara ny tetikasa FSRP (Food Systems Resilience Program) tanterahin’ny Ministeran'ny Fambolena sy ny Fiompiana, vatsian’ny Banky Iraisam-pirenena. πŸ“ Vatovavy, Fitovinany ary Atsimo-Atsinanana no isan’ireo faritra efa ahitana mazava ny vokatra azo, amin’ny alalan’ny fanatsarana ny famokarana ara-pambolena sy ny fanohanana ny fanjarian-tsakafo ho an’ny mponina. β˜‘οΈ Fanombanana sy tomban’ezaka ny tetikasa no notanterahina, mba handrefesana ny vokatra efa tratra sy hanamafisana ny fanatanterahana ny asa ho amin’ny fahombiazana bebe kokoa. 🍽️ π‚πšπ§π­π’π§πž 𝐬𝐜𝐨π₯𝐚𝐒𝐫𝐞 𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐒𝐬𝐚𝐀𝐚𝐟𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐞𝐀𝐨π₯𝐲 𝐦𝐒𝐟𝐨𝐭𝐨𝐭𝐫𝐚 πšπ¦π’π§β€™π§π² 𝐯𝐨𝐀𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐞𝐧𝐲 𝐒𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲: Tao amin’ny Faritra Vatovavy sy Atsimo-Atsinanana dia notsidihina ny rafitra fampisakafoana an-tsekoly mifototra amin’ny fividianana vokatra avy amin’ireo tantsaha eny ifotony. Sekoly miisa 70 no tafiditra ao anatin’izany, ka 25 any Vatovavy ary 35 any Atsimo-Atsinanana. Mpianatra an-jatony no mahazo tombontsoa amin’ity rafitra ity, izay manampy amin’ny fanatsarana ny fanjarian-tsakafo sady manohana mivantana ny mpamokatra. 🌽 π…πšπ§π¨π‘πšπ§πšπ§πš 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨𝐀𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 tao π•πšπ­π¨π―πšπ―π² : ireo mpamokatra masomboly katsaka IRAT 200 dia mamokatra amin’ny velaran-tany 30 hektara amin’izao fotoana izao. 🌾 π…πšπ¦π¨π€πšπ«πšπ§πš π¦πšπ¬π¨π¦π›π¨π₯𝐲 tsara kalitao π“πšπ¨ π…π’π­π¨π―π’π§πšπ§π²: notsidihina ireo mpamokatra masomboly vary MIHARY, FOFIFA ary Mangafototra, izay manamafy ny famokarana masomboly manara-penitra ho an’ireo tantsaha mpamokatra. 🌱 π…πšπ¦π©π’π«π¨π›π¨π«π¨π›π¨πšπ§πš 𝐧𝐲 πŸπšπ¦π›π¨π₯𝐞𝐧𝐚 𝐣𝐒𝐫𝐨𝐟𝐨: Velaran-tany 150 hektara no natokana ho amin’izany, ka 56 hektara efa vita voly ary 94 hektara mbola eo am-panatanterahana. πŸ€ π…πšπ§πšπ¦πšπŸπ’π¬πšπ§πš 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐦𝐨𝐀𝐚𝐭𝐫𝐚: Notsidihina ihany koa ireo vondrona mpamokatra manakaiky ny sehatra indostrialy, izay ahitana vondron'ny mpamokatra na OP miisa 7 miparitaka amin’ny fokontany 7. Mpikambana 450 no ao anatiny, ka 430 amin’ireo dia vehivavy, manamafy ny rohim-pamokarana sy ny fanodinana vokatra. 🀝 Ny fanombanana ny tetikasa dia notarihin’ireo mpiara-miombon’antoka ara-teknika dia ny PAM (Programme Alimentaire Mondial), IITA ary AfricaRice, izay notanterahina ny 10 ka hatramin’ny 13 Martsa 2026. Amin’ny ankapobeny dia naneho fahafaham-po ireo mpiara-miombon’antoka amin’ny vokatra efa azo sy ny fomba fiasa entin’ny tetikasa FSRP, izay efa mitondra fampandrosoana sy fanavaozana mivaingana amin’ny fanamafisana ny famokarana sy ny fiarovana ara-tsakafo. β€œπŒπ©πšπ¦π¨π€πšπ­π«πš π¦πšπ‘π¨π¦π›π², 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐀𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐲 𝐚𝐫𝐚-𝐭𝐬𝐚𝐀𝐚𝐟𝐨.” #MINAE #FSRP #BanqueMondiale #PAM

MAHAVOKATSE - π…π’π―π¨π«π’πšπ¦π›πž 𝐟𝐚𝐑𝐚𝐟𝐨π₯𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐂𝐀𝐑𝐃
β–ΆοΈŽ

MAHAVOKATSE - π…π’π―π¨π«π’πšπ¦π›πž 𝐟𝐚𝐑𝐚𝐟𝐨π₯𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐂𝐀𝐑𝐃

MINAE – PROGRES : Tanora mpandraharaha ara-pamokarana no vahaolana.
β–ΆοΈŽ

MINAE – PROGRES : Tanora mpandraharaha ara-pamokarana no vahaolana.

Prof  M.S. Swaminathan Foundation Day Lecture 2026 by Dr.  R.S.  Paroda, Founder Chairman, TAAS
β–ΆοΈŽ

Prof M.S. Swaminathan Foundation Day Lecture 2026 by Dr. R.S. Paroda, Founder Chairman, TAAS

πŸ”΄ LIVE Barred Owl Nest Cam πŸ¦‰ | Post-Fledge Updates & Owl Activity
β–ΆοΈŽ

πŸ”΄ LIVE Barred Owl Nest Cam πŸ¦‰ | Post-Fledge Updates & Owl Activity

Unbelievable Smart Workers Compilation 2026 πŸš§πŸ‘· Smart Engineers vs Construction Fails #11
β–ΆοΈŽ

Unbelievable Smart Workers Compilation 2026 πŸš§πŸ‘· Smart Engineers vs Construction Fails #11

TSANGATSANGA  MANANKARA 2 + IKONGO
β–ΆοΈŽ

TSANGATSANGA MANANKARA 2 + IKONGO

Fitsirihana eny ifotony any amin’ny Faritra Alaotra Mangoro VALLEE MARIANE PC 15
β–ΆοΈŽ

Fitsirihana eny ifotony any amin’ny Faritra Alaotra Mangoro VALLEE MARIANE PC 15

Also SO habe ich mir Madagaskar nicht vorgestellt
β–ΆοΈŽ

Also SO habe ich mir Madagaskar nicht vorgestellt

How Traore is Magically Growing Real Apples in  Desert?
β–ΆοΈŽ

How Traore is Magically Growing Real Apples in Desert?

I have never eaten such delicious zucchini!  Nobody knows this recipe!  Only 2 ingredients!
β–ΆοΈŽ

I have never eaten such delicious zucchini! Nobody knows this recipe! Only 2 ingredients!

πƒπˆππˆπŠπ€ π‡πŽ π…π€ππ€πˆππ†π€ππ€ 𝐍𝐘 π“πŽπ„-πŠπ€π‘π„ππ€ πˆπ’π€πŒ-ππ€π‘πˆπ“π€ππ˜ π…πšπ«π’π­π«πš : Boeny – Betsiboka –Sofia-Melaky

"ππˆπ‚π€π’-𝟏 : 𝐌𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨 𝐧𝐲 πŸπšπ¦π›π¨π₯𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐭𝐬𝐒𝐦𝐨"
β–ΆοΈŽ

"ππˆπ‚π€π’-𝟏 : 𝐌𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨 𝐧𝐲 πŸπšπ¦π›π¨π₯𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐭𝐬𝐒𝐦𝐨"

AKAIKIN'NY MPAMOKATRA  - Fandaharana Voalohany
β–ΆοΈŽ

AKAIKIN'NY MPAMOKATRA - Fandaharana Voalohany

Day & Night In Tulear, Madagascar
β–ΆοΈŽ

Day & Night In Tulear, Madagascar

𝐓𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐝𝐒𝐧𝐨 𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐒𝐫𝐚𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐒𝐧𝐝𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐒𝐚𝐫𝐚𝐦-π›π¨π’π§πš 𝐧𝐲 π…π’π­π¨π§ππ«πšπ¦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚
β–ΆοΈŽ

𝐓𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐝𝐒𝐧𝐨 𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐒𝐫𝐚𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐒𝐧𝐝𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐒𝐚𝐫𝐚𝐦-π›π¨π’π§πš 𝐧𝐲 π…π’π­π¨π§ππ«πšπ¦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚

UMUNSI W’ INKA, KUNDA INKA WEEEINGANJI ZA RUBAVU
β–ΆοΈŽ

UMUNSI W’ INKA, KUNDA INKA WEEEINGANJI ZA RUBAVU

I’m NOT Frying Eggplant Anymore β€” Few Know This Trick! A Restaurant-Style Eggplant Recipe for Dinner
β–ΆοΈŽ

I’m NOT Frying Eggplant Anymore β€” Few Know This Trick! A Restaurant-Style Eggplant Recipe for Dinner

TOKY RAJAONA: Comment vendre 10 fois plus cher Γ  Madagascar
β–ΆοΈŽ

TOKY RAJAONA: Comment vendre 10 fois plus cher Γ  Madagascar

L'agroforesterie dans les Hautes Terres : une solution durable pour rΓ©intΓ©grer les arbres
β–ΆοΈŽ

L'agroforesterie dans les Hautes Terres : une solution durable pour rΓ©intΓ©grer les arbres

SOLANGA 06 Juin 2025- #Rossy na i #Jean Jacques Rabenirina
β–ΆοΈŽ

SOLANGA 06 Juin 2025- #Rossy na i #Jean Jacques Rabenirina