Faritra vaovao Ambatosoa eto Maroantsetra
FARITRA AMBATOSOA NATOMBOHANA AMIN’NY FOMBA OFISIALY NY FANORENANA NY TRANON’NY GOVERNORA SY PREFEKTORA. ✅ Kasaina ho vita amin’ny faran’ny volana Avril zao ireo trano hoan’ny Governora sy ny Prefektora ireo, ✔️ Ankoatra izany, nitsidika ny fizotran’ny asa fanorenana ny Hopitaly sy Kianja manara-penitra izay efa andalam-pahavitana ireo Tompon’andraikitra ara-panjakana eto Maroantsetra,izay notarihan’ny Filoha lefitry ny Antenimierandoholona BESOA Erick, ny Deputé DINAH Romial, ny Lehiben’ny Distrika ary ny Ben’ny Tanana. ✅ Notolorana moto hanamorana ny fitsidihana ireo faritra hiadidiany avy ireo Délégués d’arrondissement jiaby ato anatin’ny Distrikan’ny Maroantsetra, ✅ Mba hafahana manazava tsara ireo faritra mbola maizina eto Maroantsetra renivohitra,notolorana jiro cobra miisa 100 ny Jirama sy ny Commune Urbaine. #vaovaomisongadina #malagasy #antananarivo PSD,HVM TGV TIM Andry Rajoelina Marc Ravalomanana Hery Rajaonarimampianina Siteny RANDRIANASOLONAIKO Hajo Tahina az radio Film Malagasy Madagascar RANJATOELINA Madagascar news Madagascar Song Nouveauté Gasy tvm kolo tv Ibc news viva Real TV Madagascar MBS vaovao Roland Ratsiraka Vaovao an-tsary Film Malagasy Fanirisoa Ernaivo Film Gasy tubes gasy Gasy TV koto lehilahimahitsiambo Gascar fenosoa Fanirisoa Ernaivo Romy Andrianarisoa Abonnez-vous Merci

CONCOURS DE BEAUTE–La soirée de couronnement de Cyria Olivine Temagnombe, Miss World Madagascar 2024

My Golden Retriever Heals a Terrified Rescue Kitten in Just 3 Meetings!
![🔴[LIVE] WARTA BERITA DAERAH ATAMBUA || KAMIS, 04 JUNI 2026](https://i.ytimg.com/vi/fQGaW2r_TDE/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLC9E8unkVQLzNIWxOwpr2U-xbKvrg)
🔴[LIVE] WARTA BERITA DAERAH ATAMBUA || KAMIS, 04 JUNI 2026

📌ITANGAZO RY'IBYEMEZO BY'INAMA Y'ABAMINISITIRI || RWAMAGANA: ABATURAGE 3 BISHWE NA KANYANGA.

SOLANGA 23 Mai 2025- Mompera #Erick _RAHARIVELO

OFFICIAL CEREMONY OF PRESENTING BOATS AND EQUIPMENT TO FISHERMEN IN FORT-DAUPHIN.

Filoha Andry Rajoelina Hopitaly Maroantsetra 26 07 2025

President Xi Gets Red-Carpet Welcome in Rare North Korea Visit

She collapsed after reaching us… what happened next left us shattered

Aikido: Kanshu Sunadomari Sensei, 9th dan. Aikido Demonstration

CAPSAT & SOLOMBAVAMBAHOAKA | 21:42 𝗖𝗘𝗠𝗘𝗦 𝗦𝗢𝗔𝗡𝗜𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔🚨🚨

Peru Votes for President Amid Trump's "Unprecedented Program of Aggression" Against Leftists

PM parvis

Cubanischer Gigant PROVOZIERT Tyson In Seiner Prime… Und Bereut Es Sofort

KOLONELY FANEVA HIRONGO BASY, HIARO NY ZANDARY

GUARDIANS ARE APPOINTED AT EACH NEW WASTE DISPOSAL TO MAINTAIN CONTINUOUS CLEANLINESS

𝐓𝐨𝐡𝐚𝐝𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐒𝐚𝐡𝐚𝐦𝐚𝐥𝐨𝐭𝐨, 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐥𝐚𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐌𝐚𝐧𝐠𝐨𝐫𝐨: 𝟔𝟕 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐥𝐚𝐬𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐨 𝐧𝐢𝐬𝐲 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐨𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐚𝐫𝐚𝐧𝐲.

Unbelievable Smart Worker & Hilarious Fails | Construction Compilation #8 #adamrose #smartworkers

On The Streets in Tamatave Madagascar

