Ny fanjakan'Andriamanitra sy ny fahamarinany (4) 27_05_2017 : ny didy lehibe indrindra
Marka 12:28 Dia nanatona an’ i Jesosy ny mpanora-dalàna anankiray, izay efa nahare ny niadiany hevitra tamin’ ny Sadoseo ka nahalala fa namaly azy tsara Izy, dia nanontany Azy hoe: Ny didy manao ahoana no voalohany amin’ izy rehetra? 29 Ary Jesosy namaly hoe: Ny voalohany dia izao: Mihainoa, ry Isiraely: Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah iray ihany; 30 koa tiava an’ i Jehovah Andriamanitrao amin’ ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny sainao rehetra ary ny herinao rehetra. 31 Ary ny faharoa dia izao: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao. Tsy misy didy hafa lehibe noho ireo. 32 Ary hoy ilay mpanora-dalàna taminy: Marina izany, Tompoko; tsara ny nilazanao fa iray ihany Andriamanitra, ary tsy misy afa-tsy Izy. 33 Ary ny ho tia Azy amin’ ny fo rehetra sy ny saina rehetra sy ny hery rehetra, ary ny ho tia ny namana tahaka ny tena, dia mihoatra lavitra noho ny fanatitra hodorana sy ny fanatitra hafa rehetra izany. 34 Ary raha hitan’ i Jesosy fa namaly tamim-pahendrena izy, dia hoy Izy taminy: Tsy lavitra ny fanjakan’ Andriamanitra hianao. Ary tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.

La vida de Jesús | Español | Life of Jesus (Gospel of John) Official Spanish Full HD Movie (HD)

FIANGONANA MANAO AHOANA NO ANDRANDRAIKO ?

Spécial Evangelique - Revirevy Mozika | Mozika Malagasy Ranoray

Ny fanjakan'Andriamanitra sy ny fahamarinany (7)17_06_2017 : Ampitomboy ny talenta

Ny fanjakan'Andriamanitra sy ny fahamarinany (3) 20_05_2017 : Harena nafenina

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)

"Ny fifadiana izay ankasitrahako" 22 août 2021

Vavahady éty (tery) sa migodana (malalaka) ?

🎼🎧🙏MEDLEY Hira FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 5) SPECIAL COVER

Hetahetam-pamonjena 02 juin 2019

Ny fanjakan'Andriamanitra sy ny fahamarinany (5) 03_06_2017 : tsy izy sy izy

Saino ny zavatra any ambony-2- Pst Tantely Ratsimba - PK00 Soarano 12-12-21

Famantarana ny amin'ny andro farany : Jerosalema 28-01-18

Fanavaozana sy fanorenana finoana_Zoma 30.05.2025

AMPIFITIA Best of & Live - The Worship Moment (Emmision 18)

Prepare 239: Will we continue to sin under grace?_22/07/2020

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

Miomana 9: Ny fiangonana / Prépare-Toi : l'Eglise

ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY'

