MAIRE DIEGO SY RAVALO , NY ANTSIKA NO LEHIBE INDRINDRA ( Nouveauté gasy 2026 )

Avy fotoagna hampandrosoagna amzay eo ampelantanana hoy ny Ben’ny Tanana Jean Luc Djavojozara NISY KOA NY RESAKA IZAY NATAONY FILOHA TEO ALOHA RAVALOMANANA, 🇲🇬 Araka ny efa nampanantenaina dia indro ary ny "Interview Exclusif" niarahana tamin'ny Filoha Marc RAVALOMANANA tao Bruxelles. 👉Ankoatra ny Fizarana traikefa dia misy hafatra izay "Aindehibe ho an'ny Firenena" ao. Koa aza adino ny mizara 🙏