Fitiavana mandrakizay "HANTATIANA" Tiako , mamiko Hianao Jehovah ô! ... satria Hianao tia ahy taloha
Fitiavana mandrakizay tokoa No nitiavanao ahy ry Ray Tsitoha Tsy namaly ahy araka ny otako Be fiantra Ianao sy mamindra fo Tiako mamiko Hianao Jehovah ô! Sambatra aho, trerika aho fa manana Anao Andriko, tokiko Hianao no Mpiandry ahy Izaho tia satria Hianao tia ahy taloha Tompo lehibe, sy manakery Hianao Nefa dia nilaozanao ny lapanao Tsy antery re fa tena sitrapo No nilanjanao koa ny ziogako Mpiantsa fiderana FPVM Taninanandrano FOTOAMBAVAKA 30 mai 2021 - Fête des meres tononkira - lyrics - paroles - karaoke Hira évangélique malagasy Services1000Hay - Fefi project - 7riana Filazantsara

▶︎
Ahy Jesosy (Clip HD) - Tanora Masina Itaosy

▶︎
Fitiavana mandrakizay

▶︎
Haleloia Haleloia | FFPM 546 | Hira Fiderana Malagasy

▶︎
❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

▶︎
Ny Fanilo - Izay iheverany ahy

▶︎
Efa voadinikao Andriamanitra ô | FF 28 | Fihirana Fanampiny 28 | Tononkira

▶︎
Mialy RAKOTOMAMONJY - "Tiako loatra"

▶︎
CFF"Ray ô! Mamelà ny heloko" 2Tan7:14"hivavaka..hanetry tena..hiala @ ratsy..ho sitrana...ny COVID19

▶︎
RFF Rantsana Fanatajahantena sy Fialamboly "Ampianaro aho Tompo"

▶︎
Mivavaka ho anao - Hosana ambohijatovo fitiavana

▶︎
Rija Rasolondraibe - Mbola hotsaraina

▶︎
La pluie - Natiora

▶︎
Manana Anao de Pasteur Jocelyn Ranjarison

▶︎
🎼🎧🙏 MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS

▶︎
Endrey ny fitiavan dehibe

▶︎
Namana

▶︎
HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Church

▶︎
