INDRO NY TOMPO JESOSY FFPM98 (Lanto & Sonn)

✨ « Indro ny Tompo Jesosy, jereo » – FFPM 98 ✝️ Amin’ity herinandro masina ity 🙏, andao isika hitodika sy hibanjina an’i Jesosy, ary hahatsiaro ny hazo fijaliana ✝️ izay nanavotany antsika rehetra ❤️. 🎶 Tena tsapa lalina ao am-po ny fitiavan’i Jesosy amin’ity hira ity… Fisaorana lehibe ho an’ireo mpitendry tena manan-talenta 👏🔥 : 🎹 Piano : Lanto Randrianantoandro 🎹 Orgue Hammond : Sonn 🎸 Bass : Théo 🥁 Batterie : Tanjona