Hiombona amin'ny fahamasinana_AFAFI_FET_Hira Katolika Malagasy
Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage. Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel. #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #hirakatolikamalagasy 1 Niainako hatrizay, hirosoako lalina kokoa, Ny fanarahan-dia an'i Jesoa Fa fanirianay ihany koa ny ho lavitry ny ota Sy ny rendrarendra eto an-tany. Hiombona amin'ny fahamasinana e! Ndao hiaraka aminay e! FET no mitambatra ao e Hiombona ho amin'ny fahamasinana Na ho mafy na ho sarotra e e! Italahoanay amin'Izy Ray e e Tsy hisaraka 'zahay (2) Fa hiombona amin'ny fahamasinana. 2. I Kristy lalana sy fahamarinana Ary fiainana no filamatray: I Md Paoly no ohatra ianaranay, I Masina Maria no Reninay. 3. Miha-Jesoa isan'andro isika ka ho iray Hiombona ho amin'ny fahamasinana e e! Ka hirotsaka amintsika anie no tsodranon'ny Ray, Ka samy haharitra hatramin'ny farany.

Ce que MARIE Dit a Padre Pio sur la FIN DES TEMPS - Revelation Interdite

Apmej afafifet Madagascar

Izaho no Mofon'ny fiainana_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

FO FALY

Toriteny Alahady 07 Jona 2026

Frera Raphaël Louis RAFIRINGA_NY AINGA_Hira Katolika Malagasy

Hira FANEVA KEN 2024

MPAMAFY AN’I KRISTY: Mankasitraka

Ô Ray ô, inty aho Vonona_Hira Katolika Malagasy

❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

FONAY FALIFALY A BABA EE, DERAINA E E ISAORANA

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

Alaivonà_Tsy namiagna tsifoefoe_Père GEFEN_Hira Katolika Malagasy

Tsotra Ianao_Père GEFEN_Hira Katolika Malagasy

Fanahy masina avia_Antsan'ny Tanora Katolika Maintirano (ATKM)_Hira Katolika Malagasy

VAVAKA MARAINA

Je suis Catholique Chorale NDPS Ampanefena

AFAFI-FET 100 Taona ---Diosezy Ambositra

Ô ry Jesoa mofo velona_Hira Katolika Malagasy

