Toriteny Alahady 07 Jona 2026
"๐ ๐๐ก๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐ ๐๐ก'๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐๐๐ก๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐ง๐ข๐ ๐ฃ๐ข" Nitondra hafatra : ๐ฅ๐๐ฉ๐๐๐ข๐ก๐๐ก๐ง๐๐ก๐๐๐ก๐ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐-Mpitandrina Andinin-Tsoratra Masina nangalana ny hafatra : ๐ ๐ฎ๐๐ถ๐ผ ๐ฎ๐ฌ :๐ฎ๐ฌ - ๐ฎ๐ฏ #Ny fangatahana nataon'ny renin'ny zanak'i Zebedio, sy ny navalin'i Jesoa azy.# Ary tamin'izany dia nanatona an'i Jesoa ny renin'ny zanak'i Zebedio mbamin'ny zananilahy, dia niankohoka ka nangataka zavatra taminy. Ary hoy Izy taminy: Inona no irinao? Dia hoy ravehivavy taminy: Mandidia mba hipetrahan'ireto zanako roa lahy ireto, ny anankiray ho eo amin'ny ankavananao, ary ny anankiray ho eo amin'ny ankavianao, ao amin'ny fanjakanao. Fa Jesoa namaly ka nanao hoe: Tsy fantatrareo izay angatahinareo; hainareo va ny misotro amin'ny kapoaka izay efa hisotroako? Hoy izy roa lahy taminy: Hainay ihany. Hoy kosa Izy taminy: Hisotro amin'ny kapoakako tokoa ianareo; fa ny hipetraka eo an-tanako ankavanana sy eo an-tanako ankavia, dia tsy Ahy ny hanome izany; fa izay nanamboaran'ny Raiko izany no homena. โ ๐ ๐ฎ๐๐ถ๐ผ ๐ฎ๐ฌ :๐ฎ๐ฌ - ๐ฎ๐ฏ Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra!

TORITENY ALAHADY 07 JONA 2026, FJKM ATSIMON'IMAHAMASINA

๐ผ๐ง๐ MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS

WATCH: Pope Leo XIV Embraces A Prisoner, During a Visit To The Brians 1 Prison Near Barcelona | N18G

LIVE | Pope Leo XIV in Spain | Holy Mass at the Sagrada Famรญlia in Barcelona | June 10, 2026

Toriteny Pentekosta 2026 | Jaona 15: 01-11 | Pasteur Edison Randriamalala

Toriteny Alahady (Mat. 28: 18 - 20)

LIVE: Pope Leo XIV celebrates Mass at Sagrada Familia Basilica in Spain (full event)

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

Messe en la basilique de la Sagrada Famรญlia prรฉsidรฉe par le pape #LรฉonXIV #PapeEnEspagne

TeaTime: Steve Andriamasy (Epistolier) "Ny fibebahana tena marina"

Toriteny Alahady (Mat. 20: 20 - 23)

Marka 16: 15 - Afatory aloha ny mahery

Na i Yaragi Kecega ni Kalou - Rev. Dr. Jolame Lasawa

Toriteny Alahady 24 May 2026

WWS Bodokely

AMPIFITIA Best of & Live - The Worship Moment (Emmision 18)

Marka 16: 15 - Tandremo ny fonao mihoatra noho izay rehetra tokony ho tandremana

Mofonaina 08 Jona 2026 Genesisy 1 1-5

Mivelona amin'ny Teniny 11 Jona 2026

