π ππππ ππππππππ - ππππππ (HIVAZO SAMOΓLA 2020)
ππππππ : Isan'andininy : Fa na zovy, na inona akia Ny taralilan'ny foko ho doria Na ho inona hitranga Raha ny foko dia tsy mba ho janga F'izay rehetra nomena Tsy akosoka fa volamena 'Zay rehetra mijoro, Ho tohanako mafy tsy hikoro Fa naninona aza ianao? Sa nisy namosavy! No leoleo sahady Fa raha ny ahy ny sitra-poko sy vetsovetsom-poko Ny amintsika tsy hangatsiaka Ka na zovy ny hanaraby , na zovy ny hanakiana Na zovy ny hanakora Dia ho avela hiferin'aina eo, hiefonefo, ho fotsy rora Ny mpifankatia tsy mifamingana Tsy mahavita na inona na inona raha mandeha singany Amin'ny alina mila mitaingitaingina sao lasa mitingitingina Tsy mifamingana, tsy mifandripaka Ary tsy voa vao mibitaka Ohatry ny "fibata" sy "tout venant" voajonon'ny fintana Fintana be mifaraingoka ho an'izay tia tsaingotsaingoka Miady dia mifampi-dance : "Style maingoka" Aleo mifanampy, mifanolotra, omeo ny vatana, omeo ny molotra Bisous, bisous, minou, minou, fa 'lay iray amin'ny alina vao atolotra Fa raha any ho any kosa misy mitady ho poritra Mankanesa aty aminay, aty no atondrotondrotra Ny mpifankatia mifampiantso hoe : avia, avia "chΓ©rie, chΓ©rie" Fa tsy mitaraina hoe : mamamia, mamamia Dia ahay hifampizara ny ratsy sy ny tsara fa hanangana tantara Dia hifikitra amin'ilay avo, hifanohan-tsy ho lavo, dia ho tretrika sy ravo Fa izay no tena izy, no sady sitraky ny ankizy! Na zovy ny hisafoaka, hanambara azy ho inona! Dia ho ataonay tsinontsinona, hipitsiho fa efa tsisy kil! Ka na zovy ny hanao amboletra, sy hanao avonavona Dia ny ataontsika ihany retsy no ataontsika foana Fa varahina tsy hamiratra ireny : mangahazo lo aty, Ny miteniteny foana no hain'ireny, kanefa poak'aty Koa tsy misy hirarahiantsika roa, Izay garanadrelin-tsinoa tsy tian'ny kisoa! Tonony sy feony : SamoΓ«la RASOLOFONIAINA Raki-peo : MANATOSAKA ( MARS 1999 )

ππππππ - ππππ (HIVAZO SAMOELA 2020)

TANISA 2.0 - SamoΓ«la & Manou (Be Mozik 2026)

Tarika Hasina - dia ho nofiko ve (clip 2026)

FIRMIN - BEST OF (VIDEO COMPILATION)

Farao - Aza ferana (feat Twokii & Askin)

NY AINGA : Meilleurs Musiques de NY AINGA en Audio

SamoΓ«la, Big MJ, Rijade, Ceasar, Msie SaΓ―da - THB 2026

AMPIFITIA Best of & Live - The Worship Moment (Emmision 18)

πππππππ (Feat. Rakoto Frah & 18,3) - π ππππ ππππππππ (Album Audio MANATOSAKA / Studio MARS 1999)

0248 TZ - Samoela (Version originale Album Mampirevy)
![Ljo - πΉMAMYπΉ [Official Video]](https://i.ytimg.com/vi/096MClOsfbg/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLBMzBfaiYDL_sHuc_CYhi-I9plryA)
Ljo - πΉMAMYπΉ [Official Video]

Erick Manana Izay ratranao dia feriko

JEAN RIGO : Les meilleurs SLOW de JEAN RIGO

Telofangady - Gasikara COVER IA

ZAKAI - ZAY FIKA (OFFICIAL VIDEO)

HAFA MIHITSY | REKO

Kofa tia

