Vavaka fangatahana fiarovana miaraka amin'i Md Benoit
Fantatrao ve i Md Benoit? Efa renao ve izany medalin’i Md Benoit (Medaille de St Benoit) izany? I Md Benoit dia tsy iza fa ilay olo-masina miaro antsika amin’ny ratsy, amin’ny fankam-panahy, amin’ny fandrik’i Satana,ary amin’ny ozona sy loza isan-karazany. Fantaro ihany koa fa ny medalin’i Md Benoit izay matetika hiambozonatsika , dia natao hiaro antsika amin’ny ratsy. Ary maro ireo olo-masina no nahita vokatsoa tamin’io medaly io, anisan’izany i Md Jean Marie de Vianney. Koa misy fotoana ary ve ianao mahatsapa hoe, mahery loatra ny fankam-panahy, (na any am-piasana izany, na any am-pianarana, na amin’ny andraikitra izay sahaninao, na ao antokatrano, na amin’ny fiainana andavanandro,…)? ka na dia manenjika anao aza ny eritreritrao dia toa tady roboka ihany ianao. Amin’ny fotoana toy izany indrindra, dia tsarovy fa tsy mila miady irery ianao, fa misy olo-masina mpiambina mahery, irak’Andriamanitra, afaka manampy anao hanohitra izany fankam-panahy izany, hanamaivana ny adinao, handroaka ny demony manodidina anao, hiaro anao amin'ny loza, dia tsy iza izany fa i Md Benoit. Aza misalasala ary manao ity vavaka miaraka amin’i Md Benoit ity rehefa tojo fankam-panahy, na rehefa mila fiarovana ianao, ataovy matetika, ataovy amin’ny fo , am-pinoana ary am-panetrentena, dia ho lavitry ny ratsy ianao sy ireo olo-tianao izay hanoloranao ity vavaka ity. Source Texte : https://www.sainttherse.com/very-powe... Music track: Moving Mountains by Aeris Source: https://freetouse.com/music Vlog Music for Videos (Free Download)

Raozery: Mistery Mampalahelo (Talata sy Zoma)

Vavaka miaraka amin'i Md Charbel 🙏🙏🙏

vavaka maraina katolika

ALAHADY 07 JONA 2026 - KAONSERITRA 2026 - FIMPIZ FOIBE

Vavaka ho an'i Neny (Naly RAKOTOFRINGA) - Famille RANDRIAMBOLOLONA (Felana - Fita - Dany)

Shona Catholic Holy Rosary | Zvishamiso Zvekufara | Zuva reGumi nesere muMwedzi weRozari

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA NY TSARA INDRINDRA MIHETSIKA (EDITION 1)RIJA-GASY TSAR MIDER-JDAF-TGC-ARIANE

VITA NY MOMBA SITENY , ESORINA TSY HO PAN I SITENY RAHA TSY FAHOTANA ( Nouveauté gasy 2026 )

VAVAKA MARAINA

Lalan'ny hazofijaliana

ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY'

Vavaka ho an'ny Reny -Vavaka ho an'i Neny

🎼🎧🙏MEDLEY Hira FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 5) SPECIAL COVER

Vavaka ho an'ny Fiantson'Andriamanitra

Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Hira Katolika Malagasy

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

RY MARIA O MBA TANTANO NY DIANAY/AC Chorale EKAR Faralaza

VAVAKA FANGATAHANA AMIN'I MASINA MARIA MAMAHA VONA

Lalan'ny Hazofijaliana

