KOLONELY PATRICK , NY FANAOVANA POLITIQUE ETO MADAGASCAR ( Nouveauté gasy 2026 )
HIRESAKA MOMBA AN'I COLONEL PATRICK ISIKA 👉 Betsaka ny olona nalahelo sy taitra nahita an'i Colonel Patrick mitondra béquille 🩼 🩼 Tadidio kosa anefa fa il n'est pas si innocent que ça, ary efa nahazo fampitandremana matetika izy fa mbola nitohy nanao ampamoaka tsy an-kijanona, nandika ny sata maha miaramila azy (obligation de réserve), ary nanana fikasana hanongam-panjakana sy handrava ny Fitondrana misy ankehitriny. Hoy ny lalàna velona anefa, ao amin'ny LOI n° 96-029 portant Statut Général des Militaires, fa : Article 9.- "Tous militaires doivent obéissance aux ordres de leurs supérieurs hiérarchiques." Article 12.-" (...) Les militaires sont liés par l'obligation de discrétion dans l'exercice ou à l'occasion de leurs fonctions. Tout détournement, toute communication contraire aux règlements de service à des tiers sont interdits." 👉 Hoy i Koto : Madagasikara dia firenena mahantra indrindra eto ambonin'ny tany, tsy mitovy amin'i Suisse 🇨🇭. Iaraha-mahalala anefa fa anisan'ny facteur mahatonga fahantrana haingana ny instabilité politique : ndeha ary izany tsy handraisana fepetra ireo olona rehetra te hanakorontana eto Madagasikara : hanana stabilité ve nefa isika? Hisy croissance économique ve ? 👉 Na ndeha ary atao hoe : Eny e, tokony samborina ihany izy fa tsy natao maharary otran'io mitondra béquille 🩼 io ? Fanaraka ny volana Jolay dia Aogositra, izany Aogositra izany dia anaran'olona tany Roma fahiny, Augustus, na empereur Augustus. Nialohan'ny fitondrany dia ady, KO, sy guerre civile no nisy, ary nitondra fahantrana izany, fa rehefa tonga izy dia nilamina nandritra ny 200 taona be izao ny fanjakana Romana: Nisy développement économique goavam-be : na sandam-bola, na taux d'intérêt bancaire, na transport maritime, na puissance militaire, na ny fambolena sy fiompiana. Ary ny fanjakany nitatra hatrany Moyen-Orient, hatramin'dry Jesosy Kristy, ary didy navoakany momba ireo Firenena voazanaka (Colonie) no nahatonga an-dry Joseph tonga tao Betlehema mba hanoratra an'i Jesosy amin'ny Commune. (Lioka 2: 1-5). Nefa izany Augustus izany, vao tonga teo amin'ny fitondrana IZA NO TSY nikasa hanongam-panjakana satria izy zaza natsangan'i Jules Cesar, fa tsy nateraka ? Ny vadin'ny anabaviny, izay tena zaza nateraka, (Marc Antoine izay sady général) , ny général Marcus Aemilius Lepidus, chef de guerre Sextus Pompée, Sénateur 300 mahery : fa ireo rehetra ireo na novonoin'i Augustus na nasainy namono tena (suicide) daholo. Ka izay béquille ve? Sa hoe tokony avela baranahany fotsiny ilay firenena?🙄 👉 Ndeha ndray atao hoe : ka tsy tokony nalaina sary izy eny am-ponja 🥺 (Tsy manaja zo maha-olona e, zao e) : Misy karazany telo ilay izy : 1- Fakàna sary anaty fonja, 2- fanapariahana ny sariny ao am-ponja eny amin'ny Facebook, 3- Dignité de la Personne (Zo maha-olona). Ny dikan'io dignité de la Personne humaine io dia mpitory filazantsara no namorona an'io, le philosophe et théologien Jean Bodin : izy no niteny hoe satria isika rehetra novidin'i Kristy tamin'ny rany, noho izany tokony manan-kasina isika. Raha olona novidin'i Jesoa tamin'ny Rà-ny, tokony ahona fomba fitondrana azy eny am-ponja? Emmanuel Kant, juste nanala ilay fivavahana fotsiny, fa hoy izy hoe na tsy Kristianina dia manan-kasina daholo ary nasiana code ilay izy , fa le concept reste le même : ary ny fitsarana malagasy manaja ny hasina navelan'io Jean Bodin io : Fa i koto anie ka tsy mila fivavahana kristianina, pourquoi izy androany miady ilay dignité de la personne humaine izay olona pretra katolika no namorona azy? Tsy tokony traitement mahazo ireo prisonnier any Iran ve no takiany satria izy fatra mpilaza fa ny Arabo no tena tsara? Maninona izy androany mitaky ny hampiharana an'i Jean Bodin amin'i Colonel Patrick? Ndana any Iran hoe, de miresaha Jean Bodin eny am-ponja, ho hitantsika eo ny valiny 🙄. 👉 Ny fakàna sary ary?🥺 Ny fakàna sary dia mila fanekena sy alalana avy amin'ny voafonja (Colonel Patrick), alalana avy amin'ny Ministeran'ny Fitsarana, ary alalana avy amin'ilay lehiben'ny fonja. Ny tanjona dia hijerena ifotony na manaja an'i Jean Bodin ilay fonja na tsia. 👉 Ndeha ary hoe tsy ireny no atao. OK, misy fanonganam-panjakana isaky ny iray volana, izay omeny Frantsay vola dia lasa manongana ny teo aloha, dia tsy atao am-ponja fa avela samy manao izay tiany e, na tsy misy fizahana maha olona fa atao mitovy amin'ny any Iran. De ahona? Mety ve ?🤔 I Vladimir Poutine izao efa nanomboka ny taona 1999 no efa nitondra an'i Russia, firy firy izay hoy ianao ny olona te hanongam-panjakana tao? Aiza i Russia ankehitriny, sa mila manenjika ny Russia anatin'ny 7 volana i Colonel Michaël?

NEWS FOR JUNE 09, 2026 BY TV PLUS MADAGASCAR

KELBULMAG 9/6/26 BA DÉPUTÉS OPPOSITIONSLE 12JUIN BAZOYA NA PALAIS DU PEUPLE-LÉOPARDS BAPOLI-D.BUMBA

NY VAOVAO MBS TALATA 09 JONA 2026

NY VAOVAO LIVE DU 09 JUIN 2026 BY TV PLUS MADAGASCAR

THE NEWS OF JUNE 09, 2026 BY KOLO TV

🔴 DRC NEWS: LATEST UPDATES FOR TUESDAY 06/09/2026

ANKITSIMPO DU JUNE 05, 2026 BY KOLO TV

JOURNAL 20H ET DÉBRIEF JOURNAL 20H DU MARDI 09 JUIN 2026 - ÉQUINOXE TV

Ces yachts de luxe qui dérangent | ARTE Regards

Lawrence: Today Trump said, 'I don't want to be stupid.' Too late, Donald. Too late.

Mines, tirs à vue... Escalade navale à Ormuz - C dans l’air - 20.04.2026

Donald Trump in China: The views of Catherine Loubier, Rafael Jacob, Michel C. Auger, and Guy St-...

GUERRE D'ALGÉRIE : LE MOMENT LE PLUS EFFROYABLE DE L'HISTOIRE DE FRANCE

Drone strike reported near Abu Dhabi nuclear plant | BBC News

Le 64' - L'actualité internationale du lundi 18 mai 2026 - TV5MONDE

Nach dem Flugzeugabsturz beginnt ihr Kampf ums Überleben | Harrison Ford

Trump's Iran attack claims fall apart after sudden denial from Gulf nations | Janta Ka Reporter

Projet MétroKin : 25 km de voie ferrée entre la Gare Centrale et l’Aéroport de N’djili Onatra

