Hannova x Niu Raza - Mahatsiaro Anao (Official Video)
Hello everyone! This is my first malagasy collaboration and it's a track produced by a super dope producer from Madagascar as well called Hannova! This is Matsiaro Anao which means "when I think about you". I hope you enjoy! Follow Niu Raza: Facebook – / niurazamusic Instagram – https://www.instagram.com/niuraza/?hl=en SoundCloud - / niurazamusic Follow Hannova: Facebook: / hannovabeats Instagram: / hannova_off. . Soundcloud: / dj-hannova Production Team: Video by Pierre Martial Essomba Sound Engineer: Henrik Havelka Mixing Engineer: Bas Janssen Mahatsiaro Anao - Niu Raza Lyrics Nitady anao izaho omaly Hoe azafady! Fa tsy hita intsony ianao... Niantso anao aho, tsisy namaly Hoe mbola hiety ve ny hiverina aminao? Fa lalana lavitra ihany noho nodiavintsika roa Mampihomehy mampitomany ny fitiavantsika roa Nefa androany aho mba manontany Satria hono ianao niova fo! Mbola misy fitia ho ahy ve any sa be loatra ny adalako? Eny mbola tia ao Mahatsapa tena aho androany fa mbola tia aho! Rehefa mahatsiaro anao... Ho averiko hatrany am-boalohany Raha sitrapon’ny foko Ny fiainana anefa tsy ohatrin’izany Ekeko fa be ny adisoako Malala Malala marary aho ny mieritreritr’anao loatra Ny saiko mila ho adalan’ny fitia diso tafahoatra Olona ihany ny tena Fantatro aho fa tsy mendrika anao Fa raha mbola tia mitenena F’izaho aty efa olom-baovao Eny efa nisy olon-kafa Fa ny toa anao toa hafa Izaho ohatrin’ny tsy tia hiaina fiainana tsisy olon-tiana Tsisy olon-tiana toa anao

Radio Tranganika

Niu Raza - IKALAJEJO

Niu Raza - Laingalainga

Anyah Mahatsiaro anao

S I G A R A x Feu Follet - Tomany x Dia ahoana ary ( Mash up )

Niu Raza - Ampy Izay (Pizza Song)

Mr Sayda x Pit Leo - Ho avy Rixlaine Pictures

Niu Raza - Arendrina Taratasy (prod. by Teints Record) (Official Video)

THT -Tsy ho vitanao (ft Lil'C - Clip officiel)

ANJ'AR - Akeza anao (Cover Denise)
![Ljo - 🌹MAMY🌹 [Official Video]](https://i.ytimg.com/vi/096MClOsfbg/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLBMzBfaiYDL_sHuc_CYhi-I9plryA)
Ljo - 🌹MAMY🌹 [Official Video]

Niu Raza - Mamay (Official Video)

BOLO - Ravitoto (Official Video)

Loatra - RakRoots Février 2022 🌺❤️

HAFA MIHITSY | REKO

NIU RAZA - IKALAJEJO (prod. by Teints Record) (Official Video)

DAHALO - MIKE TYSON (CLIP OFFICIEL)

havelao izy handeha willah

Mr SAYDA & ATON'ICH - Tsy hanampetra (Official Vidéo 2020)

