Tantara Malagasy - AFOM-PITIAVANA | Tantaran'ny Radio Don Bosco (RDB)

AFOM-PITIAVANA dia Tantara Malagasy, tantaram-pitiavan'olondroa, mampihetsi-po, mampalahelo avy amin'ny RDB (Radio Don Bosco), feno lesona momba ny fiainana, ny fitiavana ary ny safidy mety hanova ny hoavin'ny olona. Araho hatramin'ny farany ity tantara ity mba hahitana ny hafatra lalina sy ny fiafarany. ✨ Raha nahafinaritra anao ity vidéo ity: 👍 Like 💬 Commentaire 📤 Partage 🔔 Subscribe Eto amin'ny fantsonay dia hahita tantara malagasy mampihetsi-po, tantaram-pitiavana, tantaram-piainana, tantara mistery ary tantara avy amin'ireo onjam-peo malagasy malaza ianao. #TantaraMalagasy #afompitiavana #RDB #RadioDonBosco #TantaraGasy #MalagasyStory #DramaMalagasy #AudioStory #PodcastMalagasy #YouTubeMadagascar #StoryTime#Mialavoly