ILAY FIVERENANAO // THE ONLY WAY (NASANDRATRA & TOKY)
#theonlyway2026 #jesuschrist Directed by Finaritra ANDRIAMITANTSOA Sound by Mick Ram Translated by Jeroia Francky TITRE : ILAY FIVERENANAO COUPLET : Ho deraina eto aminay Ka miandrandra anao izahay. Tsisy azo hoharina Amin'ilay voninahitra ho avy, Oooh Vahiny aho no ety, fa hiverina aminao Ho avy ianao haka ahy, hiaraka aminao Vahiny aho no ety, fa hiverina aminao Dia ianao no Haka ahy, hiaraka aminao REFRAIN Yeshua, efa ela no niandry aho, ilay fiverenanao Yeshua, efa ela no niandry aho, ilay fiverenanao BRIDGE Tsy ho ela intsony dia ho avy ianao Ny lohalika rehetra hiankohoka Ny lela rehetra hidera anao Izay rehetra tia Azy, dia hiakatra hitsena azy . Indray segondra monja no hitsenana Azy. REFRAIN Yeshua Yeshua Yeshua Yeshua

▶︎
SHEFA🇲🇬 | Joïca - Revival Messengers

▶︎
AOKA IZAY ILAY MIADY ANATY IRERY – RAISO NY FANAMPIAN’NY FANAHY MASINA | BISHOP PATRICK ANDRIANARIVO

▶︎
Hafa kely // Clip Officiel // Henika

▶︎
TeaTime: Steve Andriamasy (Epistolier) "Ny fibebahana tena marina"

▶︎
WORSHIP TIME 2026 // THE ONLY WAY (001)

▶︎
Atmosferan'ny Lanitra - Bodokely Ministries

▶︎
Ho Azy Ny Voninahitra // Pepe Shine feat. Vero Ranaivoson - A ELE A GLÓRIA GABRIELA ROCHA

▶︎
🎼🎧🙏 MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS

▶︎
WINDOW WORSHIP SESSION avec Toky Narindra

▶︎
Medley Gasy (Live) - ANTSAPRAISE

▶︎
HANARAKA ANAO ( Fenitra ) 🇲🇬 Revival Messengers featuring YPO

▶︎
MINO AHO - Bodokely Ministries

▶︎
"MBOLA MIHAZONA NY FANAHY MASINA VE NY FIANGONANA?" Mpitandrina Irako ANDRIAMAHAZOSOA Ammi ta

▶︎
Ny Fitahiana "The Blessing"-(Joïca Razakavonison & Jessica Razakavonison) |Revival Messengers

▶︎
PARISH- VITANAO IO ( Lyrics )

▶︎
ANAOVY ZAVA-BAOVAO | Manaova zava-baovao | Rija RASOLONDRAIBE

▶︎
Amazing Grace 2026/Performance live Les Elus/ Medley-Kadosh

▶︎
Fanahy Masina - Pepe Shine - clip officiel

▶︎
