Hatramin'ny farany | Cover by Prisca & Nathalie
Hira Fiderana Malagasy. Fiderana an'Andriamanitra. Hira Malagasy. Hatramin'ny farany. Cover Hira Malagasy Instrumental: Karaoke by Riri • HATRAMIN'NY FARANY HENIKA Karaoké by Riri Original: Eglise Cevam - Henika • HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Church Hatrmin'ny farany Tiako Ianao e, Tena mamiko e, Tena tiako indrindra, Malalan'ny foko Ianao Jesosy o! Tsy hatakaloko an'iza n'iza Tsy ho soloiko n'inona n'inona e Fa hatramin'ny farany, ny antsika sy Ianao Hatramin'ny farany Afoiko izay mamin'ny foko ety dia omeko Anao Na handao ahy aza izao tontolo izao Izaho tsy hiala Aminao Na faly aho, nalahelo aho teo foana Ianao Narary aho, nania aho tsy nilaozanao Ka inty aho mivoady fa Anao, Anao hatramin'ny farany Tiako Ianao e, Tena mamiko e, Tena tiako indrindra, malalan'ny foko Ianao Jesosy o! Tsy hatakaloko an'iza n'iza Tsy ho soloiko n'inona n'inona e Fa hatramin'ny farany, ny antsika sy Ianao Hatramin'ny farany Afoiko izay mamin'ny foko ety dia omeko Anao Na handao ahy aza izao tontolo izao Izaho tsy hiala Aminao Na faly aho, nalahelo aho teo foana Ianao Narary aho, nania aho tsy nolaozanao Ka inty aho mivoady fa Anao, Anao hatramin'ny farany Tiako Ianao e, Tena mamiko e, Tena tiako indrindra, malalan'ny foko Ianao Jesosy o! Tsy hatakaloko an'iza n'iza Tsy ho soloiko n'inona n'inona e Fa hatramin'ny farany, ny antsika sy Ianao Hatramin'ny farany Tiako Ianao e, Tena mamiko e, Tena tiako indrindra, malalan'ny foko Ianao Jesosy o! Tsy hatakaloko an'iza n'iza Tsy ho soloiko n'inona n'inona e Fa hatramin'ny farany, ny antsika sy Ianao Hatramin'ny farany Tsy hatakaloko an'iza n'iza Tsy ho soloiko n'inona n'inona e Fa hatramin'ny farany, ny antsika sy Ianao Hatramin'ny farany Fa hatramin'ny farany, ny antsika sy Ianao Hatramin'ny farany Fa hatramin'ny farany, ny antsika sy Ianao Hatramin'ny farany

HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Church

Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

WORSHIP WITH NAJ BEHIND THE SCENES COMPILATION

Holy Forever | Piano Acoustic Cover by Nathalie

Za fa tsy afaky - Princia ( Cover by Ravaka )

HANOMPO ANAO HATRAMIN'NY FARANY - Groupe Dian's

Harp In My Heart / My One Thing | Cover by Nathalie

''HATR@ FARANY'' | cover Henika By Nomena & TSINJO

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)

Antsan'i Kristy - tohano mafy

HATSARAN'NY TOMPO | GOODNESS OF GOD | BODOKELY

Hatramin'ny farany (cevam)

WINDOW WORSHIP SESSION avec Toky Narindra

Manana Anao de Pasteur Jocelyn Ranjarison

ANKOSO-BOLAMENA - ZEZEX (COVER SYSSIE C.)

Top Christian Praise Songs 2026 ✝️ Best Worship Music for Prayer & Devotion - 10,000 Reasons

🎼🎧🙏MEDLEY FIDERANA GOSPEL ÉVANGÉLIQUE EDITION 10(TGC-GMMC-JAWS BAND-SINGERS OF JESUS-TANORA IN FAITH

Calming Worship Songs to Heal Your Soul

