Tarika Ral - Tsy mba tsapanao (clip 2021)

Ity hira ity dia hiran'ny Tarika RAL izay nivoaka ny Jolay 2020. Efa nisy Clip izy ity fa navaozina ny taona 2021 ity. Manasa antsika hanaraka hatrany izany ary hitsidika koa ny pejy Facebook: Tarika RAL Auteur Compositeur: Dede sy Fidar Ankafizo ary e!