HIRA VAOVAO MALAGASY 2026

🎵FREDO _ MANDRAKIZAY ( Clip Officiel ) Ny tena fitiavana....tsy levon 'ny fotoana.💖💖 Raha efa nisy olona tena tianao teo amin'ny fiainanao .....dia tsarovy fa mendrika ho atolotra azy ito hirako ito Raha tianao ilay hira dia aza adino ny manao. 👍 J'aime 🧾Commentaire 📌Abonnez - vous 📍Partageo rasitrakareo 😊Misaotra anao nanohana ny mozika malagasy . Aza adino ny mizara an'ity clip ity amin'ny namanao #FREDO MANDRAKIZAY #HiraVaovao Malagasy2026 #hiramalagasy #ClipOfficiel #mozikagasy